misy gasy any @ Constance?

1. bao22 ( 04/09/2006 08:24)
Mba tiko ho fantatra raha misy gasy any @ faritra atsimon'i Allemagne any @ constance iny, Ravensburg na Überlingen, na Salem... na faritra manakaiky an'reo, mba mitady gasy ihany a aty ho namana fa tô tsisy...alou hatram'zao.:roll:
novalian'i xxx ny 12/10/2006 19:50
2. booboo ( 04/09/2006 08:52)
Zà klou tsy mipetraka any fa tena tiako beeeeeee iny faritra iny. Überlingen sy Salem no nijanonako maharitraritra fa tena tiako beeeeeeeeee mihitsy.
3. Fiffi ( 04/09/2006 09:08)
jereo ato @ ity dinika ity ange fa ao daholo ny listin'ny namana rehetra hoe avy aiza eh! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44aca8f7398fb
4. hery ( 04/09/2006 09:11)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&country=Germany ireo namana any Allemagne

5. ds ( 04/09/2006 10:59)
Zah kalou tsy mipetra any fa mba mpandeha any Lindau (am Bodensee). Handalo any izahay amin'ny 16/17-09 izao raha ohatra ka. Tsy mbola nifanena tamina gasy tany aho hatramin'izay ela izay...
6. bao22 ( 05/09/2006 09:39)
Tena misaotra betsakee! :D
7. Fiffi ( 09/09/2006 06:48)
de nahita ve aloha ? nisy hiany ve tany ?
8. xxx ( 12/10/2006 19:50)
bao22:

Mba tiko ho fantatra raha misy gasy any @ faritra atsimon'i Allemagne any @ constance iny, Ravensburg na Überlingen, na Salem... na faritra manakaiky an'reo, mba mitady gasy ihany a aty ho namana fa tô tsisy...alou hatram'zao.:roll:


Manahoana aloha ianao aty a constance aty e! raha tianao dia afaka mifandray isaka satria zaho koa mpandeha any matetika , ity misy email ahazahoanao mifandray amiko ,
harenamaja@yahoo.de
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078