PAZZAPA

1. xxx ( 04/09/2006 06:37)
Tafaverina ao amin'ny Villa Pazzapa indray izany i Justin. Novohizin'ireo mpomba azy fa fanavakavaham-pihaviana no naha nominaé azy foana. samy nahita anefa fa dia tena olona faran'izay ratsy taiza i Justin. Miavonavona, mpiziriziry ary mahavita manary sakafo anaty poubelle....Naharesy izy satria nanao menace koa ireo mpomba azy ka nambenana mpitandro ny filaminana ny tao AZnkorondrano tamin'ny fotoanan'ny prime. natahotra io menace io ary ve ny mpikarakara ka dia naverina indray i Justin na dia efa tokony hody ela aza.
Mba hoana no fahitanao izany fandresena izany azo amin'ny fomba tsy dia mendrika loatra izany;.
novalian'i niny ny 21/09/2006 14:39
2. Fiffi ( 04/09/2006 20:52)
xxx:
Mba hoana no fahitanao izany fandresena izany azo amin'ny fomba tsy dia mendrika loatra izany;.
tsy nanatrika , tsy nahita aho ka tsy afaka ny hitsara . Satria mora ny mitsikera olona satria azo lazaina daholo izay tiana rehetra rehefa tsy tiana le olona .


3. mimich ( 05/09/2006 14:43)
za efa el no niezaka ny tsy hitsara fa na izany aza dia hita ihany we tsy lasa intsony ilay resaka justin. fijeriko io an!! fa tsy haiko ny an'ny hafa!!! samy manana ny fijeriny tsinona ny olona
4. fasaly ( 06/09/2006 05:47)
hummm! fomba,javatra dool zany ka hoe zay mahatanty mahatanty zay tsy mahatanty marary fo......tsy misy azo hatao amzany e! korazy....
5. sipagasy ( 07/09/2006 15:17)
.........fanavakavaham-pihaviana no naha nominaé azy foana.........
mmhhhh fa avy aiza aloha hono ny fihavian'ilay ranamana???, tsy mba mahita izany koa akia aho ry Fiffi fa dia mba manontany koa annn
6. HESHA ( 12/09/2006 08:20)
za tsy nijery prime efa in-2 fa na zani aza misi ol tokoa de mahavita mandefa sms foana isan kasabotsy hoe avoty justin e !!!!!!!!!!!!!!!
Fa ny tsy azoko kou alou lery miantehitra lava am le fanavotana fa tsy mba miezaka mihitsy matoa nomine foana, amiko tsy fanavakavahana izani.
Fa ra be ny mpomba azi tsi hitako zai olana ra tafaverina izi
7. sarobidy ( 13/09/2006 12:43)
Raha asaina misafidy ihany a de aleoko rojovola e hihihi
8. jimna ( 19/09/2006 05:31)
marina zany eeeee!!!!
9. mimich ( 19/09/2006 14:55)
sarobidy>oll hafa ndray tenenn fa i rojovola aza efa tsizy tsony zao kooo; hihih
10. mimich ( 19/09/2006 14:56)
sarobidy>oll hafa ndray tenenn fa i rojovola aza efa tsizy tsony zao kooo; hihih
11. niny ( 21/09/2006 14:39)
Tokony ho jeren'ny mpikaraka tsara ny mesure ho raisina @ manaraka mba tsy hitrangan'ny olana tahak'ireny, soskevitra ny ahy maninona moa no asiana an'ireny "nomminée ireny e!" ohatra manjary lasa clientelisme ilay fifaninana ? tsy hita intsony maha artista an'ilay mpifaninana ,tsy haiko aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2091