hira namana

1. zandrikely ( 03/09/2006 19:26)
aty antany lavitra aho no mihira hoa an'ela
ela ilay namako taloha aa
,,,,,,,,,,,,,
tohizo hoe io zay mahay
novalian'i Rojoukel ny 13/09/2006 18:08
2. boubounezy ( 03/09/2006 19:50)
teneno i fiffi anoy azy fa izy mahay tsara:)
3. Fiffi ( 03/09/2006 20:22)
:roll: boubounezy: tsy aiko akia hoe hiran'iza io an! fa ny hangatahanao ve ry zandrikely poésie ve hira an'artista ?
4. booboo ( 04/09/2006 07:15)
hira io Fiffi a
5. Simpona ( 04/09/2006 08:30)
:roll::roll: hiran'iza io ?? otrn tsy mbola fantatro
6. hery ( 04/09/2006 08:38)
Mpihira : Zopanage
Lohateny : Namana
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1039

Ahoana no fomba nahitako an'io? (Azonao atao koa)

1. Nandeha tao amin'ny http://tononkira.serasera.org
2. Notsindriko ilay hoe Hitady tononkira http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&asa=mitady
3. Nampidiriko ao amin'ilay hoe "Hira misy hoe" ireto teny ireto (satria ireto no hitako hoe tena sur hoe tsisy diso tsipelina) lavitra aho no mihira
4. Dia nampiseho hira 3 izy dia nojereko tsirairay
5. Dia hitako ilay hira.

Ianao koa afaka mitady hira toa izao...
7. hery ( 04/09/2006 08:39)
Tsy mbola henoko mihitsy sady tsy mbola haiko mihitsy io hira io... kanefa hitako.
Raha hainao izany ilay hira dia vao mainka mora ny mitady azy.

Juste mila mahalala hoe inona avy ny teny ao anatiny.
8. booboo ( 04/09/2006 08:57)
tsara ny feon'io hira io a hmmmmmmmm
9. Fiffi ( 04/09/2006 09:02)
Hery: ka zay no olana fa kay mety hita ato @ tononkira daholo hiany ny hira tadiavin'ny namana fa ny mahagaga ahy fotsiny hoe tsy mijery na tsy mahafantatra an'io ve ny namana ?
10. zandrikely ( 04/09/2006 21:24)
za aloha tsy nijery fa nahatsiaro dia nitady namana hiaraka hivazo e
11. Fiffi ( 06/09/2006 06:50)
:( zah aloha de tena tsy mahay an'io hira io ka tsy afaka hiharaka hihira @ nao zany !
12. Rojoukel ( 13/09/2006 18:08)
Hira : Namana
Mpihira : Zoupanage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2904