Isika kôfa hono refa mijery sipa @ voalohany dia ....
21. nikopol
(
05/09/2006 14:02)
misy milaza fa arakaraky ny pointuran'ny tongotra hono no habehan'ny orona :P
22. pissoa
(
05/09/2006 14:54)
lapino - ndeha atao hoe ny sasany mijery mark moa ny sasany mampiasa saina mi-estimer ny pointure :oops::-D:-D:-D
niko - zany ve? :-D:-D:-D:-D:-D
niko - zany ve? :-D:-D:-D:-D:-D
23. lapino
(
05/09/2006 15:01)
nikopol:Misy indray miteny hoe rehefa mandainga dia mihalava ny orona :)
misy milaza fa arakaraky ny pointuran'ny tongotra hono no habehan'ny orona :P
24. nikopol
(
05/09/2006 15:05)
Misy milaza fa refa tsetsitsenin'orona iny no manisidelo dia afakolanentana :lol:
26. simplex
(
05/09/2006 20:11)
nikopol:
Misy milaza fa refa tsetsitsenin'orona iny no manisidelo dia afakolanentana
ka refa avy manisin-delo de mahazo aina be satria afaka miaina tsara, mahazo "oxygene" no tiako tenenina eo an.
lapino: refa ririna vao tena lava ny orona... @ le voan'ny sery.
:-*:-*
27. antsotokana
(
06/09/2006 08:41)
logique be raha zao no fijery azy ka. Sady nareo ve tsy mba curieux amin'ireny olona manao pataloha manaranarabatana na manify ireny hoe : inona no anaovany? :-$
ny sipa indray aloha raha vao mahita bandy dia ny eo amin'ny maso no tena dinihina tsara hoe "tsaramaso" zany. dia ny kata koa tsy azo atao ambanin-javatra fatsy maintsy tonga any ny masondry zavavy, sady lay pneu no tena jereny fatratra.
asaivo mandray anjara ireo vehivavy be dia be eto hahitana ny heviny

29. lapino
(
07/09/2006 17:47)
simplex, rehefa ririnina izany afakolanentana fehizay :-D:-D
niko, fa avy any alohany sa avy any aoriany aloha e? :-D:-D
niko, fa avy any alohany sa avy any aoriany aloha e? :-D:-D
30. chipie1
(
07/09/2006 18:21)
ka raha manao solomaso matevina ve oatra ianao ry nikopol aona ny ijereny sipa ny masonao am zany ?:lol:
31. fasaly
(
07/09/2006 18:25)
antsotokana, tsy voatery ny kata na ny maso no jerena kounnnn!:?
ohatra hoe ny molotra zao ny ahy no manitona ahy kalou:wink:
ohatra hoe ny molotra zao ny ahy no manitona ahy kalou:wink:
32. titis
(
09/09/2006 22:05)
Ny ahy indray ny fitsikiny mitsy aloha ahitako ny nifiny ,mba bandy misy charme e!
33. simplex
(
10/09/2006 13:27)
lasa le orona indray no hita voalohany ra vao manao solomaso maintimainty izy. Sady bogosy kokoa ny lava orona na samy mitsiky ary, sa ahoana :?:
lapino, somary miodina eo ampandehanana de sady hita ny aloha sy ny ariana. Azo antoka tsara @ zay ;-):-D:-D
lapino, somary miodina eo ampandehanana de sady hita ny aloha sy ny ariana. Azo antoka tsara @ zay ;-):-D:-D
35. Rainivao
(
29/09/2006 05:35)
1°) Ny fijeriny aloha
2°) Ny tarehiny
3°) Ny fihakanjony ahitany ny toetrany sy ny fahadiovany
4°) Ny nonony (bonus io fa tsy critère de selection akory)
5°) Ny peratra eny an-tanany : efa mana-tompo sa mbola vao mitady ?
2°) Ny tarehiny
3°) Ny fihakanjony ahitany ny toetrany sy ny fahadiovany
4°) Ny nonony (bonus io fa tsy critère de selection akory)
5°) Ny peratra eny an-tanany : efa mana-tompo sa mbola vao mitady ?
37. naughtyboy
(
09/10/2006 21:11)
O lety ry rainivao azo atsofoka ao ko ve reo efa manana nefa mbola mitady na de tsy maro an'isa aza na de mi-admire @ fijery ze tsy mitondra mody
38. dylan007
(
04/11/2006 11:49)
logik kosa raha ny ambany . sarotra be raha sipa no lamosina tonga dia fe ka tsy misy midongona mihintsy knou; manaraka ho azy ny ambony avy eo eh :wink:
39. miaou
(
08/11/2006 09:22)
8O fa inona indray ary moa no tadiavin lisany ho jerena voalohany?
ny ahy alou sady tsy ny masony no tsy ny tarehany fa avy hatrany dia ny vodiny aloha eh!avy eo miakatra moramora any amin'ny nonony.izay aho vao mijery ny tarehany.
ary lisany lehilehy rehetra izay milaza fa tsy manao an'izany dia tokony hieritreritra fa mety tsy tena lehilahy.
TTtsssssssss!ny masony ah ny masony:^)