Ny maha Malagasy

21. ferrari ( 03/09/2006 21:26)
Les malgaches même sils ne se connaissent pas, sont polis ils te saluent. :P
22. soanja ( 05/09/2006 10:53)
Sambatra aho izany fa malagasy! :-*:-*:-*:-* nareo rehetra.
23. jentilisa ( 05/09/2006 15:07)
gasy anie aho ka gasy! gasy milamina fa tsy tia mikorontana!
24. soanja ( 06/09/2006 03:56)
Jent > Mino aho fa tsy misy tia mikorontana o, n'iza n'iza fa tsy afa manoatra sa ve diso aho. Zah mihitsy no hanova size eto an!
25. fijo ( 08/09/2006 22:48)
sarotra indraindray ny manavaka antsika amin'ireo tatsinanana lazain'i kitjo ireo.za efa voa ka aleo lazaina.
26. soanja ( 09/09/2006 00:02)
Ka tsika avy any knou. Iray razana aby!
27. dailynews ( 12/09/2006 20:05)
anisany ihany koa ilay isika tia mahandro sakafo miaraka amin ny voatabia indrindra fa raha nahandro gasy, matetika mba tsy hilazana hoe tsy maintsy..dia misy lasosy voatabia foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3906