TSY LOVA FA HERIMPO

1. boubounezy ( 01/09/2006 01:09)
asa zé mba mitovy @ko fa fantatro alou fa vitsy e! na mety tsy misy mintsy aza,fa za tsy ty lova tsy mila manambitamby arena na intéret na @ iza na @ iza fa ny HERIMPOKO iany, na @ iza na @ iza na havana na namana fa ra vokatriny fo ndray dé raisiko antanandro tsy misy eritreritra wé ny tombotsoako iany fa na vokatriny fou aza tsy raisiko refa itako fa anahirana @ fiainany lé oull ny fahabangany io zavatra io @ fiainany fa omeny satry tiny ny fiavanana @ko ohatra.Fa itako ny akabetsahany oull dé intérêt fotsiny zao dé refa tsy azaony enao dé tsy namany, mbola ampiny fanamlabaraka any @ namana retra zé mafantatra anao aza @ tsy marina sady amoronany lainga bé zao.
2. Herimiafina ( 01/09/2006 04:40)
Marina retsy izany saingy kosa raha misy hanome lova be ho ahy ve dia ho laviko izany.

Tsara ny manana herimpo hitrandraka fa raha any amin'ny tsy izy koa no hanaovana izany dia valable ilay fitenenana hoe "herimpo very maina", saingy kosa raha amin'ny tena izy no nampiasana azy dai favy be kokoa ny vokany, izany hoe "herimpo niampy coco intelizansa be".

Ny Lova koa dai hitako tena tsara satria manome avansa tsara na possibilité amin'ny zavatra tiana hatao ary mampisy ny continuité.

Tafiditra lalina io any amin'ny lafiny ara-ekonomika satria matetika any amin'ny tany mahantra dia tsikaritra fa ny olana goavana indrindra dai ny DEPART A ZERO isaky ny miova fitondrana nefa tokony hoe mandova ny tsara vitan'ny teo aloha foan izay avy manaraka. :roll::-w
3. malalatinasoa ( 01/09/2006 05:11)
Ny manahirana @ lova matetika dia misy tambiny any ambadika, na dia tsy tenenina mivantana aza.
Satria ianao nahazo an'izao sy izao sy izao, mandova an'izao dia manana adidy tsy maintsy manao an'izao.

Raha mifanaraka @ tiako sy ny foto-pisainako ilay "devoir" atao dia tsy misy olona. Fa raha maninzingizina ny safidiko, ny eritreritro sy ny momba ahy manontolo dia ialako tsiny fa aleoko mijanona ho toy izao ihany.
4. Fiffi ( 01/09/2006 06:28)
hummm ! tsy tahak'izany daholo kosa an! Ny ahy indray aloha raha ohatra hoe tany dago de tsy mba nisy tena na pitiny aza fa rehefa zay de zay ! ny lova "droit d'ainesse" io ! de tsy misy ady na hoe inona fa ny adidy kosa tsy maintsy hatao an!
5. LazaDaddy ( 01/09/2006 06:31)
sady tsy lova no tsy herim-po fa fahasoavan'Andriamanitra.:)
6. mihoby ( 01/09/2006 08:57)
tena tsara aloha ny manana vokatra ny heripo na vokatrin'ny hasasarana e, fa na mijery ireo izay niharinao fotsiny aza de efa mahavelombolo sy manome fahafinaretana ao anaty ,nefa tsy ratsy koa ny manana lova na avy @ iza na iza rehefa tsy misy olana fotsiny ,fa raha misy olana kosa aleo tsy misy ,na hoe ny lova fotsiny koa no hitiavana olona iray de aleo tsy misy ihany koa fa izay de mampiseho ny fahakanosana sy ny hakamona ny tsy te hisasatra mintsy .ary tsy fitsinjovana ny hoavy ,fa raha sanatria mantsy ka misy olana na fifandirana de tsy maintsy voateny ilay lovan' olona de izay vao harary fo @ zavatr' olona eo,
7. Rafotsy ( 01/09/2006 09:44)
Ny ahy aloha ny lova dia napetrako @ ireo any Dago daholo , kanefa kosa ny anjara taniko any @ tanindrazana dia notazoniko , tsy navelako namidy na nisy nanangana trano , na ny avy aty amiko izany na ny avy any vadiko , satria mitsinjo ireo zanako any aoriana aho raha toa ka te hiverina izy any aorina any !
Izany akory tsy nanakana anay nividy tany hoe ho anay efa mianaka manokana no sady tsy any @ vadiko no tsy aty amiko fa hankebakebany !
8. Fiffi ( 01/09/2006 09:46)
fa bdb kosa aloha ny olona miady @ io lova io an! mampalahelo be!:(
9. boubounezy ( 01/09/2006 09:48)
HM ny tiko lazaina zany dé wé za tsy mila lova ra mampisy olana elako lavitra bé aleo tsy manana anjara toy zay iady andany rondou @ zany. tsisy maratsy ny lova ny tiko herimpo ny tena tiko.;-)
10. booboo ( 01/09/2006 09:48)
Fiffi > ié
11. boubounezy ( 01/09/2006 09:49)
malalatinasoa=D
12. boubounezy ( 01/09/2006 09:50)
fiffi adidy ny lova zany ve:roll::lol:
13. boubounezy ( 01/09/2006 09:52)
laza daddy ka ra tsy mampiasa ny herimponao ngé enao tsy ambinin'A/tra e!:lol:
14. boubounezy ( 01/09/2006 09:54)
mihoby hiihihihi zay lé tena tsy tiko:lol:
15. mandrindra ( 01/09/2006 10:47)
ny lova dia tsy voatery ho harena foana. misy izao trano no lova fa tsy ilay vidin'ny trano no tena zava dehibe fa ny fahatsiarovana ny fiainana niarahana tao. ny fahatsiarovana fa io no vokatry ny hatsembohan'ny RAR. ny ahy tsy laviko no sady tsy hiadiko. izaho koa mihary ho ahy araka izay vitako.
16. naughtyboy ( 12/09/2006 18:57)
tohiny ny efa voalaza de tsy harena akory ny lova fa fanomezana ny voalohakarena de fahasalamana,herimpo moa fahasoavana ka rao aminao reo de misaora le Nahary ny ambiny fitady ka mahereza daoly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074