R8 nul ou main et pied liés

21. fijo ( 07/09/2006 22:11)
mbola mila ampianarina miresaka ve ny sasany ko.
22. toovs ( 08/09/2006 12:16)
Fanja1:

de raha tezitra enao de ahoana? afaka hanao zvt ve?afaka hanova zvt ve? euhhhh raha tsy diso za tsy hanoratana teny vahiny eto :P


io ve no mba teny hitanao rehefa hitanao fa marina ny zavatra tenenin'olona. Aleo tsy mamaly refa manana ny rariny ny olona toy izay manao ridicule hoatra io ataonao iory fanja1


23. toovs ( 08/09/2006 12:20)
Simpona:

O ry tezitra, ny adjectif ampiasainao eto am dinika matetika dia péjoratif foana, sa enao tena romotra miits. Mba lanjalanjao ihany ilay teny fa ôtrn te hanakiana be fahatany ny fijery azy, :wink::wink:
Manjary ôtrn le mpanao gazety sasatsany eto am tsika ireny, Tsy mahita afa-tsy maizina eo amin'ny fiainana raha ny famaky ny lahatsoarany :cry::cry:



fa marina sa tsy marina ny zavatra lazainy
ary koa raha mbola misy ny maizina hitan'ny sasany ka tsy hitanao ary ampahafantariny anao de mifalia satria raha hitan'ny rehetra ny maizina de mety hiala ho azy ilay zavatra sy olona mpanamaizina

24. fijo ( 08/09/2006 21:19)
misy fahamarinany io farany io,ilaina ny fanazavana ny rehetra.saingy ilaina koa ny mahay mampita ny tiana lazaina fa eo no tsy mety matetika
25. rakaroka ( 08/09/2006 22:21)
Izaho mamaly dia tsy lavitra ny fiavian-dRa8 ny fiavianay: Nisaina toa azy koa aho, nihevitra fa manana ny style et mode de vie tsy voatery copié-na @ hafa!.
Fa niova aho satria tsapako ny fahamarinan'ny hoe;"hevitry ny maro mahataka-davitra ". Ka tsy fijery mitombina loatra angamba ilay hoe tsy maka lesona @ hafa, na limité-na tsotra izao ny fijery!
Fa marina tokoa fa fanolo na premier na deuxième, na izy filoha aza! Ny exception dé toa mpandroaka olu ihany izy iny fa mba npfikiriky ity iray ity! Misy antony angamba!
26. felanawil ( 11/09/2006 15:46)
:*mifankatiava tsara de aza mirediredy fa zara aza i madagasikara afaka taminin'ny fianakaviana ratsiraka de zao hoe demokratika ah demokratika, nefa 25 taona nilahabary ny natao raharaha
27. prime ( 12/09/2006 15:56)
hummm....:wink:
28. vetsoko ( 15/09/2006 14:37)
tsy misy mamaly ny olona ry tezitra a,na mamaly aza ny sasany dia maniratsira be
fa marina le remarque ,tsy voakitika mihintsy i sylla satria misy antony ngeza dia ngeza tokoa ao ary antony mahasosotra fa tsy tiako ho za no hamoaka azy,aleo sokafana indray mandeha io ady hevitra io fa mety misy mahalala any ho any,entre sylla et ra8:misy inona??inona no dette morale misy entre azy 2lahy????
29. fijo ( 15/09/2006 21:50)
lazao fa tsy olana ka.raha misy lazaina an?
30. prime ( 19/09/2006 10:22)
Efa fantatry ny rehetra izay manaraka ny raha2 politika eto an-toerana ny mikasika ny praima scylla... sy ny heriny ara- politika ka tsy d mahagaga loatra fa i tezitra no minia mikipy tsy mijery ny marina...
Efa impiry moa ny hetsika rehetra no efa niseho nentina anonganana ny praima fa mbola izy foana no eo?...
Ra8 efa mahay politika ka mahatakatra mihitsy ny "enjeux" ao ambadika ka tsy hidi-kizo mihitsy hikitika azy eo... ny hany azo natao dia ny nanala azy tsy ho SG ny TIM intsony dia hatreo ihany... tsy mahazo mihoa-pefy... hehehe
31. fijo ( 21/09/2006 22:46)
sady io,samy mahita ny hoazy eo ka izay marimaritra hiraisana no atao
32. prime ( 22/09/2006 11:55)
:wink:
33. fijo ( 22/09/2006 22:15)
hoy ny sasany izay hoe :"ataovy izay hinanana fa ry zalahy efa milamina"
34. prime ( 26/09/2006 11:35)
fa ny praima koa aloha bon élève ka iza moa no hahasolo azy?...:°)
35. fijo ( 27/09/2006 22:28)
izay aloha manahiranabe e.misy zavatra tsy araky ny pokona ao,fa dia samy manombana aloha isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083