Kitro , Votsy , Nofo kely .
26. rasoul
(
08/09/2006 10:37)
ny votsy mila faharetana kely, mety hoe une semaine na mahery. mazotoa mitsbo e
27. Fiffi
(
08/09/2006 12:15)
hummm ! kay tena nandaitra zany ve ry fijo ? ny ahy manko le nofo kely io @ tanako io no mandreraka ahy an!
29. fens
(
08/09/2006 19:49)
Fiffi:
Hono hoa ry zareo , inona kay no mahatonga an'ireny kitro , votsy , na nofo kely maniry ireny ?
Inona no fanafody na fomba hanalana azy ?
Ny votsy sy ny kitro lou de samy hafa araka ze voalaza teo aloha! fa izao ity isy fanafody tsotra efa nataoko tamiko zay natoron'ny olona ahy kou:
- ra votsy izy dia maka ireny atao hoe "epine du Christ" ireny na le ataontsika gasy we songosongo dia alaina ilay ronono aminy iny (zista kely fotsiny) dia atao eo amin'ilay votsy! averimberina matetika io fa vetivety de afaka ry tsy hiverina tsony io votsy io!
- raha toa ka kitro de le tongolo gasy araka ny voalazan'i rasoull io ambony io
de mazotoa enao de mba ampitampitao amze mila azy oi!
Sinon ra tsy mahandry le ftoana fitsaboana enao de tode tapaho le tanana na tongotra misy le izy de afaka raim =))=))=)) (vazivazy io farany io an)
30. Fiffi
(
09/09/2006 07:01)
wata aahh ! zah aloha tsy misy votsy na kitro fa te-halala fotsiny zah hoe inona no fanafodin'ireny fa ny ahy hoa le nofo kely misy eto @ tanako ity no mandreraka ahy an!
35. Fiffi
(
15/09/2006 16:17)
wata: :):* tena tsy naheno na pitiny aza nefa afaka le izy :-D
fijo: raha tsy maharitra hono tondé tapahina ny tongotra misy azy ! :-D:-D
fijo: raha tsy maharitra hono tondé tapahina ny tongotra misy azy ! :-D:-D