Fanjava - tsy lahosany

1. Herimiafina ( 30/08/2006 18:00)
Mitady:
1-Tonokira.
2-Hira raha azo omena na ampidirina RVG.

Efa notadiaviko tao amin'ny tononkira fa tsy hitako.

Misaotra mialoha.:wink::^)
novalian'i cutie ny 02/09/2006 10:44
2. lanto ( 30/08/2006 18:06)
Mazava koa znay hafatra izany :) Asio an-dalany iray hoe ry HM fa tsy mety tadidy le feony ?
3. Herimiafina ( 30/08/2006 18:31)
Melssii lanto! :)
Tena tsy haiko mihintsy kah, fa instrumental aloha no tena betsaka e, misy hoe :
ooooo, manafo ooo! izay fotsiny no haiko! :^)
4. cutie ( 30/08/2006 18:34)
aiza no hahenoina an'zany instrumental zany :lol:
mba omeo ry HM a :lol::lol:
5. simplex ( 30/08/2006 19:11)
sao de misy hifandraisana @ ilay Fanjava mampianatra Macro eny Ankatso lesy zany ?

Fanontaniana ny ahy fa tena tsy haiko ny valiny ny resak'i toi an :oops::oops::D:D

:-*:-*
6. cutie ( 30/08/2006 19:12)
Fanjava mpihira zany koa :-D:-D:-D
7. pissoa ( 30/08/2006 19:13)
Manimanina an'i Fanjava ndray ngah lah ry simplex :-w:-D:-D:-D
8. simplex ( 30/08/2006 19:17)

pissoa,

manan-janaka vavy nga moa lery :?::?: :-D:-D

:-*:-*
9. pissoa ( 30/08/2006 19:55)
Ie - sady toa efa lehibe :°):-D:-D:-D
10. lanto ( 31/08/2006 16:23)
HM> sao mba le hoe "tsao lahosan'ny namany eee"
11. Herimiafina ( 31/08/2006 18:48)
Izy indrindra retsy ry lanto an! Indraindray "tsy lahosany" indraindray "tsoa lahosany" indraindray koa anefa "tsao lahosany mamany" no hitako anaty site.
Fa misaotra betsaka anareo aloha nanohana ity antso ity e!

Notadiaviko tamin'ny P2P ilay izy dia efa azoko an, nahagaga ahy fa pending foana ilay izy nanomboka omaly izay dia nony maraina dia vita, azoko ny fichier mp3.

Miheritreritra ny handefa azy mail amin'ny RVG izaho io mba hahafahantsika mihaino azy, ka aelo aloha tadiviko ilay mail.o^o

Bizz dolidoly!:-*
12. cutie ( 31/08/2006 23:51)
de mba andefaso an'le mp3 aza za ry HM a :lol:
13. Herimiafina ( 01/09/2006 00:05)
Okay aza e!
andraso fa miadana be ilay ordi ato fa 56k klé. :-*
14. cutie ( 01/09/2006 01:16)
hihihihihi
mampa :-*
15. lanto ( 01/09/2006 07:52)
HM> radio_vazo_gasy@yahoo.fr , misaotra eee
16. Herimiafina ( 01/09/2006 16:25)
Melssii lanto, efa nalefako any le izy fa dia mianjy izany isika. rehefa mandeha njay dai tadiavina ny tonony. :-*
17. lanto ( 01/09/2006 17:28)
=D

Eka mama aa oyé
Aza mitakilakilaka tsao lahosan'ny namany e
Ambarako anao mazava zaza eee aza mitakilakilaka fa lahosan'ny namany
Maromaro ny tany nombako zay karaha sahisahirana izay mitakilakilaka dia lahosan'ny namany

Any viavy imboty mama , anabaviko tiako, faravavy aminay agny
Zay mitakilakilaka dia lahosan'ny namany eee

Oa vale akory gn'ataoko
Oa vale mijaly zaho ooo
Oa vale matsiaro ti-hody ee

Ah baoenjy eee
Eka mama ee
Oensy
Salaoinsy
Misy koinsy
Ah baoenjy

Misy mi conce
Alana amy pince

Aza mitakilakilaka tsao lahosan'ny namany eee



Efa azo angatahina ao am RVG :)
Hm> sotss ee :-*



18. Ralay ( 02/09/2006 04:34)
Ino ma io hira io zeny lanto fa tsy heiko eee! Mba alefaso aminakà ma feony io :lol:
19. lanto ( 02/09/2006 08:32)
ralay> alaharo ao e ! :) De asio dedikasy ho anah :p
20. hery ( 02/09/2006 09:22)
Saika nalahatro (saika hisongona an-dRalay aho) fa tsy hitako ilay izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3841