Dia ahoana rehefa ny vady tsy misy fitia intsony
23. vale
(
30/08/2006 16:32)
cathy:Cathy> ié!:°):°)
tena misy antony matoa izy mandeha any ivelany
raha izaho aloha eo aminy placeny anako dia zao no ataoko
miresaka de anotaniko ny antony de jereko hoe avy amiko ve no antony andehanany mitady hafa sa :?:
raha avy amiko de tambatambazako de :*:*:*:*:*
rehefa tsy voavaha eo injay de avelako izy handeha any refa leo any izy ve tsy hiverina hody ao antrano ihany:-D:-D:-D
Rehefa tsy rarahina mantsy izy de tonga saina farany:x
amin izay ho tsapany fa tsy mivakia loha aminy enao na eo izy na tsy eo de hanambitamby anao izy farany de :*:*:*
24. boubounezy
(
31/08/2006 12:58)
vale tena trôdainjy mintry vé kia za? :°):^)aza atao lé misy rora mou e!;-):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l) io kia tsara a!(l)(l)
25. xxx
(
31/08/2006 15:49)
hihihihihi,ka hoe bisous hono ny dikan,reo kooo:°), de nomeko bisou be de beeeeeeeee njy :D(l):-*
vale.
vale.
29. dailynews
(
15/09/2006 15:50)
anako:
Iza mafatatra couple manambady fa tsy misy fitia intsony. Lay vehivavy tia ny vadiny fa lay lehilahy tsy tia anazy intsony dia tsy miteny izy fa na matoatra na mbola miandry zavatra. Nefa lay lehilahy efa mitady sipa. Dia aloho mivoka miarakaminy namana.
Mahalahelo mahita ny situation fa tsy misy miteny. Dia hitako fa otraminy tsy manambady.
Misaotra ho anareo. Fa mila conseils izy.
tsy haiko aloha fa samy manana ny fomba famahany olana e, fa raha izaho manokana dia izao ny ahy; vonona ???
entiko ambavaka io vadiko io, ary lazaiko Atra hoe sitrakao ny hifankatiavan ny mpivady satria hoy ianao hoe ry lehilahy tiava ny vadinareo...ary ravehivavy tiava ihany koa ny vadinareo... ianao ihany koa nilaza hoe ( Atra io an ) raha mangataka zavatra araka ny sitrapoko ianareo dia ataoko izany .... dia entiko ireo teny fisakana ireo eo anatrehany dia mangataka fanahy izay mitondra fitiavana avy any aminy aho hamangiany ny vadiko... dia ataoko isanandro izany mandrapahazoko ny valiny fa izay no finoako.
ilay mino anie tsy hoe mino fotsiny hoe misy Atra e, fa ny mino dia ny mino izay lazainy ihany koa. koa raha izay no zavatra lazainy dia tazomiko amin ny teniny izy koh.......ny valin ilay vavaka aloha mety ho amantaonany, amambolany ary mety ho eo no ho eo fa dia mila manana patience an..fa dia mino aloha aho fa misy ny valimbavaka amin 'io e satria sitrapony ny hifankatiavan ny mpivady. vonona fotsiny ve aloha ilay olona hanao izany, miankina aminy io.
30. ako
(
18/09/2006 16:47)
refa tsy vitan'izy roa ny mandamina ny olany dia tsara ny miteny azy hanantona phsyco izy 2 miaraka!fa dia ny mbola tsy tonga eo @ io tsade io ny afera d mba kolokoloy ihany e!:-D:-D