Diabolos!!!!

1. Herimiafina ( 29/08/2006 02:45)
Teny Grika midika "Fisarahana" na "Division".

Ary mba inona moa no tena dikan'ny hoe Satanas, Losifera, Belzeboba, sns?

Toa mbola marobe ihany mantsy ireo olombelona nofo sy ra no miaramilany, mamafy fanafitohinana eran'ny tanàna e! :^)

Vade Retro Satanas!
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:08
2. LazaDaddy ( 29/08/2006 03:51)
aza manafitohina moa ry Herimiafina a! hahaha!

Satan lesy midika hoe "bright" a. T@ izy mbola tsy nihoko t@ Andriamanitra io.

http://www.bright.net/~1wayonly/satanprofile.html ny anarany marobe ankoatran'io
3. Fiffi ( 29/08/2006 05:56)

Vade Retro Satanas = Retire-toi SRetire-toi !

resaka exorsisme !
Toa mbola marobe ihany mantsy ireo olombelona nofo sy ra no miaramilany, mamafy fanafitohinana eran'ny tanàna e!
angaha hono misy olombelona tsy nofo sy ra ?
4. diamondra27 ( 29/08/2006 08:25)
:-w:-w
5. Fiffi ( 29/08/2006 08:47)
nisy fahadisoana !

Vade Retro Satanas = Retire-toi Satan !!!!
6. kelly13 ( 29/08/2006 10:50)
@ maha nofo sy ra ny olombelona d betsaka ny miaramilan'i satana satria malemy isika! iza no olombelona eto antany tsy nanota? aoka ireo no hitorabato ahy satria za be fahotana.
7. VIRGINIE ( 29/08/2006 11:18)
hi hi hi hi.sao de mba dombolo
8. prime ( 29/08/2006 14:15)
HM> Ny tena fahavalo sarotra iadiana dia tsy ny olombelona nofo sy rà... "Fa isika tsy miady amin'ny nofo aman-drà fa amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra..." hoy ny soratra masina... Ny fiarovan-tena nomen'Andriamanitra rahateo dia fiadian'ny fanahy avokoa fa tsy mikotrana ho besandry akory...
LD> Misaotra betsaka...
Kelly13> :wink:
9. pissoa ( 29/08/2006 17:45)
Herimiafina:

Teny Grika midika "Fisarahana" na "Division".

Ary mba inona moa no tena dikan'ny hoe Satanas, Losifera, Belzeboba, sns?

Toa mbola marobe ihany mantsy ireo olombelona nofo sy ra no miaramilany, mamafy fanafitohinana eran'ny tanàna e! :^)

Vade Retro Satanas!

Zah tsy mahay ny dikan'ny anarany ... fa rehefa sendra azy njy - na sendra ny miaramilany nofo sy ra ;) dia teneno hoe Vade Retro Satanas! :^):-D:-D:-D
10. boubounezy ( 29/08/2006 19:07)
:-D:-D:-D mivôka ny dévoly!!!!:-D:-D:-D fa iza no tena satana ato e!:-D:-D mba lazao iany zay ho any zé mba malala e!:roll: sô mantsy mbô tafiditry ny dévoly ato zay kou:-D
11. prime ( 30/08/2006 09:25)
Io liens lazain'i LD io no mahavaly ny fanontanian'i HM...
Ny @ resaka fahavalo dia tsy olombelona nofo sy rà velively izany fa fanahy... ny vatana (nofo sy rà) dia fitaovana fotsiny ihany ka ifindrafindràny araka izay tiany ny olona tsy manana an'ilay Mpandresy rehetra sy ilay Fanahin'ny fiambenana...
12. pissoa ( 02/09/2006 20:32)
zay no mampa-miaramilany (fa tsy izy) ny nofo sy ra :roll::-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 03/09/2006 18:33)
Marina izany fa misaotra betsaka daholo e! Mila misaina kely ihany aho indraindray sao dia mba i satana mantsy ilay miresaka amiko fa tsy ny Tompo! :^)
14. fens ( 03/09/2006 19:20)
Herimiafina:

Marina izany fa misaotra betsaka daholo e! Mila misaina kely ihany aho indraindray sao dia mba i satana mantsy ilay miresaka amiko fa tsy ny Tompo! :^)


Ny tompo anie hampahery sy hanazava ny sainao
15. pissoa ( 04/09/2006 09:36)
Amen
16. prime ( 04/09/2006 11:08)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1376