mitady hira masina ééééééééé
1. fenitramialifera
(
28/08/2006 17:12)
mba mitady hira masina toy ny an'ny MPITORY ireny ohatra fa misi mpankafy ihany anie ireny ééé misaotra:?:
novalian'i lavitra ny 30/08/2006 20:48
2. Fiffi
(
28/08/2006 17:39)
fenitramialifera: azonao hatao tsara ange ny mitady ato @ tononkira eh! misyfitadiavana ato ! http://tononkira.serasera.org/
3. fameusecousine
(
29/08/2006 01:57)
azafady fa manararotra :roll:ny ahy hira masina katolika no tiako koa raha misy mahita,,merci:roll::roll:
4. Fiffi
(
29/08/2006 08:23)
fameusecousine: angaha akia tsy misy ao @ tononkira ? hapetraka ny titra de hita ao raha misy na tsia fa handramo hiany an! :):-*:-*:-*
5. hery
(
29/08/2006 10:22)
Raha hira hohenoina dia misy vitsivitsy (sa maromaro) ihany ao amin'ny radiovazogasy.
Ny hira katolika vitsivitsy hitako ao dia an'i Vetson'i Fianara http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=vetson%27i+fianar
Raha tsy izany dia azo atao koa ny mijery amin'ireny takelaka izay miresaka momba ny fivavahana tanteraka ireny ohatra http://www.faniloradio.com/faniloradio.html

6. lika
(
29/08/2006 10:57)
ho an'i fameusecousine ;tsotra ihany e! mandehana any am-piangonana une heure par semaine fotsiny izany hoe ny alahady io ;dia mahazo izay ilainao rehetra ianao :na tononkira katolika na fahasoavana avy @ ANDRIAMANITRA e:lol: sangisangy ihany io indraindray e! fa sokafy ny lisitry ny mpihira fa be dia be ao toa an-dry fo torotoro(ny ainga sns.....):-*
7. andry08
(
29/08/2006 11:38)
Ny MITORY angatahiny fa tsy hafa anie e!Fantatro io fony izaho tany dago!
9. fameusecousine
(
30/08/2006 19:49)
lika:
ho an'i fameusecousine ;tsotra ihany e! mandehana any am-piangonana une heure par semaine fotsiny izany hoe ny alahady io ;dia mahazo izay ilainao rehetra ianao :na tononkira katolika na fahasoavana avy @ ANDRIAMANITRA e:lol: sangisangy ihany io indraindray e! fa sokafy ny lisitry ny mpihira fa be dia be ao toa an-dry fo torotoro(ny ainga sns.....):-*
Ka zaao anie ehhh ..lay lamesa aty anie en francais ehhh...mamonjy lamesa tokoa fa tsy mitovy ny ton hira lamesa gasy sy vazaha ehhh h ih i h:lol::lol:
10. fameusecousine
(
30/08/2006 19:51)
hery:
Raha hira hohenoina dia misy vitsivitsy (sa maromaro) ihany ao amin'ny radiovazogasy.
Ny hira katolika vitsivitsy hitako ao dia an'i Vetson'i Fianara http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=vetson%27i+fianar
Raha tsy izany dia azo atao koa ny mijery amin'ireny takelaka izay miresaka momba ny fivavahana tanteraka ireny ohatra http://www.faniloradio.com/faniloradio.html
misaotra anao fa lay vetsoni Fianara efa henoko fa hitanao lay hiran'ny ankalazao ny tompo ireny,,tsy haiko raha azonao ny tiako lazaina...:lol::lol:
12. lavitra
(
30/08/2006 20:48)
=DIndraindray koa anefa tsy tadidinao eo ny eo ny hira tianao, fa rehefa heno vao tsapa fa tena tiana. Ka mahereza mihaino sy mangataka fa mahazo ao @ny radio vazo=D: