Izao no lazaiko anao, ireto teny ireto tehirizina sy fakafakaina:"fa ankehitriny dia ireto teny ireto no mitoetra":1/Ny finona
2/Ny fanantenana
3/Ny fitiavana,
"fa ny fitiavana no ambony indrindra @ ireo"
lanjalanjao dia ho hitana, sy ho hainao ny hanavaka ny fitiavana ny fianakaviana sy ny hitiavanao ny olon-tianao.