fahafahana mifidy?

21. prime ( 31/08/2006 13:54)
O rey olona a... f'angaha nareo tonga d tany fa ts mba nipetraka teto... ny fianakaviana aty anie afaka mikarakara ny momba anareo dia mi-passe nareo dia go avy eo tsy olana mihitsy e...
22. fijo ( 07/09/2006 22:40)
kay kay kay,tsy izy kosa izay kle.fanamarinam ponenana ve an tanana nefa ny tena aza tsy mahalala izay misy eo amin'ny tanana akory.
izay anie le mahatonga ny hosoka e.izay hiadivan tsika mianakavy
23. prime ( 12/09/2006 15:52)
ooops... koa mba te handray anjara ny akama kosa ra-fijo a...:lol: sa diso ah v miteny an'izany???:wink:
24. fijo ( 15/09/2006 22:16)
an an ,marina fa za koa te handray anjara,fa raha isika milaza fa miady amin'ny hosoka,no hanomboka hanao hosoka majinika,mitambatra io lasa goavana,dia hifanilika eto indray.
25. prime ( 19/09/2006 09:33)
Ka tsy hosoka anie izany e... isika samy mbola manana karapanondro ara-dalàna, samy olom-pirenena, ary manana ny tokantrano niaingàna avy vao tonga tany ivelany... ny tena olana @ hosoka anie tsy fanamarinam-ponenana fa ilay "identité" mihitsy e... hoe tena ilay olona marina vita recensement ka manana ny porofo fa tena malagasy marina io mifidy io...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084