Raha hifandao
21. booboo
(
06/09/2006 13:43)
mandrindra > ouuuuh, atao afon-demony mitsy fa amanana café fa tsy dité hihihihihihi
zandrikely > hum... o^o
zandrikely > hum... o^o
22. mandrindra
(
07/09/2006 14:23)
booboo, ie ny afondemony hamanana kafe fa ny afo manasitrana hamanana dite :-D:-D:-D
31. booboo
(
07/09/2006 15:28)
:-D:-D:-D tsy azoko an-tsaina ny pôzin' ilay aliaka mivilantebokatelo :-D:-D
32. mandrindra
(
07/09/2006 15:43)
mahitsy be ny lamosiny dia mibalaka any ery amin'ny farany :-D:-D:-D
34. iriko
(
08/09/2006 08:45)
mampihomehy mihitsy ianareo kahh!!!
tapaka mihitsy ny tinaianay!!:lol::lol::lol::lol::D:D:D
tapaka mihitsy ny tinaianay!!:lol::lol::lol::lol::D:D:D
35. mandrindra
(
08/09/2006 12:13)
iriko, enga anie ka mbola mety ho tohizana izany tsiany tapaka izany
38. mimich
(
12/09/2006 11:07)
ando2006:
raha mba misy mahay an'io hira io azafady dia mba homeo ny tonony aho
hisaraka eto isika
hisaraka indray
hirava ny lalao
fa handeha izahay
..............
Hisaraka eto isika izao, hisaraka indray
Hirava ny lalao handeha izahay
Hokoboniko ao ilay afo mahamay
Manomboka ny ady amin'ny alahelo
Toa tsapako sahady injao mamelovelo
Mamoha ny voady sy ny tsiambaratelo
ref: Veloma ry tanana ,veloma ianao
Tsarovako mazàna ilay salovana
Aoriko ny lamba, ilaozako Ianao
Ny foko efa jamba nampahiratinao
Tsy ho haiko angamba ny hanadino anao
Midoboka mangina ny ao anatiko ao
Lanjaiko am-pitsikiana ny fandazana anao
Zakaiko am-pitsikiana ny alahelo anao
Ref: veloma ry tanàna.....
Mihira finaritra ee