mitady namana eto an-dafy
23. poussy3
(
31/08/2006 10:11)
andafy aiza France ve? sa de gasy ve?aiza klou ny vĂ´ndalana ! de omeko namana milay be
24. Fiffi
(
31/08/2006 10:55)
fa inona le vondalana ? de raha tsy misy an'io ve de tsy ahazo namana milay be ? :wink:
25. ox
(
19/09/2006 13:47)
Tsy haiko aloha le andafinareo fa samy manana ny andafiny, fa ra any am-pita mihitsy d modia fa tsy lamaody intsony ny any e! vendrana be
26. esperance
(
09/11/2006 11:23)
slt manao ahoana daholo,zaho dia vehivavy malagasy 28taona ka mba mitady namana eto andafy raha azo atao