AMBOHIPO
21. papounette
(
31/08/2006 05:56)
naritsimba:
papounette> ny zavatra hita ange dia izao e!
nisy ny nahay nanaja fa ny ankamaroany tsy nivaky loha, tadidiko tsara ny jiro manga sy ny jiro mena teny @ prefa ankatso II nanomboka ny taona 80 tany ho any angamba. Nisy ihany koa ny fizarana ny Bloc ho an'ny isam-paritany dia rehefa tsy mety an'izay dia raikitra ny korontana. Raha mankeny ange ianao @ izao dia mba jereo fa rano maloto no mameno ny tanana na cité civil io na Cité U, na ankatso I sy II na Ambohipo dia tena mahamenatra fa saingy atao ahoana moa fa izay no zava-misy e! Tsy voahaja intsony ny ora fanaraiana fako, ny WC efa potika 90%, ny saina fotsy dia mbola misy fa saingy nihena noho io hakelezan'ny taona io.
tsy mahazo cité U ianao raha tsy mividy sns sns e! ny fivarotana fanafody sy ny salon de coiffure manginy fotsiny, ny photocopir sy ny saisie etsy andaniny
Anjarantsika no mieritreritra.
Misaotra anao ry papounette fa tsy nanadino an'Ambohipo ianao torak'izany koa i mimich...
Misy fahamarinany mitsy ny voalazanao ry Naritsimba fa ny Bloc 61 nenay io sy ny teo ampitany de anisany Bloc modely mitsy.Nahay niray hina tsara zahay,nikarakara tsara ny Bloc(zahay nanao cotisation nandokoana ny rindrina, nanamboarana ny WC,nanadio etc etc.Inn no tokony hatao ary hoy enao?
22. naritsimba
(
01/09/2006 05:06)
papounette> izaho indray tsy nipetraka t@ Cité U, fa nipetraka t@ cité seimad, tany @ farany ambony logt 6. ny tena mahavariana dia ny hoe, olona nianatra daholo ny nipetraka teny fa naninona no lasa izao no niafaran'ny tanana?
@ izao ange ka tena mahavariana fa firy no mahavita handoko trano izany? fa zara aza misy hisitrihana hoy ny fitenenana.
Ny CROUA zarany aza misy fahasimbana ny trano mba sitrany ahay hakana 10% @ vola hanamboarana azy.
Ny hevitro dia izao: ny toe-tsaina mihitsy no mila ovaina, asa na ahoana ny fomba ataontsika mba hanovana io toe-tsaina io, mba hahay hanaja ny tenany aloha, avy eo hanaja ny hafa, avy eo mandeha ho azy ny fanajana ny fananana iombonana.
Ny tena olana mantsy dia zatra ny toloram-potsiny ny mpianatra eny @ ambaratonga ambony ka tsy tsapany fa mbola hipetrahan'ny taranany any aoriana ange io Cité U ipetrahany io eh, sa hiandry ny zanaka aty aoriana hiteny hoe: mba tsy nanaja zavatra koa ange izany dada sy neny izany t@ nianatra tety e?
Antsika no mieritreritra!

23. mimich
(
05/09/2006 11:58)
papounette> Ilay lazain'ny naritsimba we tsy ny fianarana intsony no mahamaika ny tanora , mety ho marina ihany fa tsy ny rehetra kosa anefa ee, satria zao , ny ankamaroanay dia tena ny fianarana tokoa no mahamaika azy matoa tonga eny izy , saingy zao ilay fahasarotan'ny fitadiavan'asa matetika olana dia lasa we mitokona am cité ny efa nahavita fianarana ary de misy ombam-bady aman-janaka aza , de mihasarotra ny accès am trano ho an generation aty aoriana dia lasa mivarotra trano sns,de mazava ho azy fa teraka ihany koa ilay hoe mifampiolononlona satria génération samy hafa no mipetraka eny, ary ny feeling sy ny besoin koa efa tsy mitovy satria ny sasany efa nahavita fianarana , ary ny sasany mbola ao anatiny. Fa na izanny aza ,aatoko fa tsy dia misy loatra ny miavona , na misy aza dia tsy ny rehetra
24. mimich
(
05/09/2006 12:00)
papounette> tsy azoko an-tsaina ilay Zo , fa i Manitra sy ny anabaviny zao no tsaroako we niara-nipetraka taminay tao am CA , nanao médecine. de mety fantatrin-dry za zany fa mpandeha tamin'ireo bloc nolazaiko reo, surout tao am fanja 59
25. naritsimba
(
06/09/2006 10:02)
mimich> ianao aloha dia hitako tena nianatra e!
marina mihitsy io voalazanao io hoe miteraka ny sasany sady efa nahavita fianarana mbola mipetraka eny ihany, ny ao ambadika mianatra ny ao @ efitra ilany mampangina zaza.
izay no tokony amboarina, io ange efa fantatry ny tompon'andraikitra eny fa mahagaga dia tsy mety voavaha eh! satria ny toe-tsain'ny mpitantana ny oniversite no efa voa ka tokony ovaina. Na mpandraharaha io na mpampianatra, na inona andraikiny dia efa voa ny sainy.
Mila tadiavina ny vaha olana.