mitady tononkira
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
1. boubounezy
(
25/08/2006 11:13)
mba mitady tononkira ny clapton zé manana azafady somary maro2 iany fa tiko be mantsy reo ira reo an!
1°tears in heaven
2°layla
3°wonderful tonight misôtra mélo anareo.:-*:-*:-*:D
1°tears in heaven
2°layla
3°wonderful tonight misôtra mélo anareo.:-*:-*:-*:D
novalian'i joto ny 30/08/2006 07:37
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
2. Fiffi
(
25/08/2006 12:41)
boubounezy: ireo daholo akia ny tononkira tadiavindry an! sady misy bdb ireo de mazotoa mihira an! :)http://www.paroles.net/lyrics/artis/2079
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
8. vale
(
25/08/2006 16:26)
bounezy>tsy nanana za fa raha nanana nomeko ndry! hihihi, tsy nitovy fitiavana tsika 2 , heuuu, alerzika an,le prénom any Clapton ky za ah:wink:,ihihihi
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
10. boubounezy
(
25/08/2006 18:53)
:lol:vale izy ndrindra fa aona kia tena iny ny tsy nampitovy antsika2 ndray zany e!:roll::-D:-D:-D:-D aleo atao wé clapton éric zany sô tsy arakinjy lé tiko tenenn;-):-*:-*:-*(l)
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
11. xxx
(
25/08/2006 19:35)
:-D le eri.. mintsy ky no tsy nahasarika ahy hakafy ny hiran,'i Clapton ah,:? hihihihiihhh
vale.
vale.
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
13. vale
(
26/08/2006 11:03)
:lol:boubounezy, tsy vale sandoka io fa tena vale tena izy kah!:-D:-D, tsy tiko ny prénom any i clapton wa!:oops:
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
14. boubounezy
(
26/08/2006 17:59)
:-D:-D:-D aaaah marina zany zay vô mazava @ko:-D ka tena tsy kopy mintsy za ra tsy zao :-*:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/9273d1180cd98f6cac22366be628d5f6.jpg)
16. joto
(
30/08/2006 07:37)
boubounezy:
mba mitady tononkira ny clapton zé manana azafady somary maro2 iany fa tiko be mantsy reo ira reo an!
1°tears in heaven
2°layla
3°wonderful tonight misôtra mélo anareo.:-*:-*:-*:D
boubounezy a! mba te hifanerasera aminao aho,milay ilay sary e!
Merci