Ny Ampongambendanitra hono
1. soanja
(
25/08/2006 00:08)
Amin'izao fotoana izao dia malaza be ny asan'ny ampongambendanitra amin'ny vatan'ny olombelona ary betsaka ny kompania mamokatra zavatra avy an'io sakafo io.
Sao mba misy re7 gasy azo andramana hijerevana ny fiasan'io voankazo exotika io tompoko.
Misaotra mialoha.
Sao mba misy re7 gasy azo andramana hijerevana ny fiasan'io voankazo exotika io tompoko.
Misaotra mialoha.
novalian'i unjila ny 05/09/2006 18:12
2. Fiffi
(
25/08/2006 05:30)
mba nitady hiany zah fa tsy nahita afatsin'ny sirop !
De hanaovana cocktail fotsiny no mba hitako. http://www.aufeminin.com/w/recette/r225/tequila-sunrise.html
De hanaovana cocktail fotsiny no mba hitako. http://www.aufeminin.com/w/recette/r225/tequila-sunrise.html
3. Rafotsy
(
25/08/2006 06:14)
Manao ahoana daholo indray !
Zah aloha tsy manana R7 , fa rehefa manao salade fotsiny aho dia rehefa vita tsara ilay salade , dia zaraiko 2 ilay fruit dia kapoko @ spatule en bois dia mihintsana ilay graines dia ataoko mahasolo ny pignon de pin na noisette na koa noix ! Karazana déco sy additif kely izany e ! Matsiro satria mikarepoka tsara !
PS ho an'i Soanja : zah aky tsy tafiditra @ ilay blog ndry intsony , nasindry mot de passe sa ilay parefeu nataon'ny zanako no tsy mahatafiditra ahy ?:-*:-*:-*

4. diamondra27
(
25/08/2006 06:24)
inona aloha no dikan'io @ teny frantsay e! tena tsy haiko fa miala tsiny, m'si
5. Rafotsy
(
25/08/2006 07:05)
diamondra27:
inona aloha no dikan'io @ teny frantsay e! tena tsy haiko fa miala tsiny, m'si
Grenade aky a ! grenadine rehefa lasa sirop!!:-D:-D
6. booboo
(
25/08/2006 10:15)
ny fahafanfatarako azy raha recette malagasy tondé hanina fotsiny @ zao :lol:....hotazana dia hanina hihihihihihi...
8. boubounezy
(
25/08/2006 11:57)
ny ahy ny ré7ko ko alou dé aniko @zao otrany any booboo io e!:lol:
10. soanja
(
25/08/2006 14:10)
soanja:
Amin'izao fotoana izao dia malaza be ny asan'ny ampongambendanitra amin'ny vatan'ny olombelona ary betsaka ny kompania mamokatra zavatra avy an'io sakafo io.
Sao mba misy re7 gasy azo andramana hijerevana ny fiasan'io voankazo exotika io tompoko.
Misaotra mialoha.
Ny antsika tokoa alo tany Mada, tsy andry ilay hamakiana azy dia rehefa vaky tonga dia alaina tsi-1-1 raisina amin'ny tanana. Raha nisy latsaka ny voany dia raisina haingana dia hanina satria "Vao teo iny no latsaka". :D:D:D
Fa amin'izao fotoana dia betsaka ny manamboatra azy ho saosy amin'ilay jus-ny ka asa na ahoana ny fanamboarana an'io fa andraso izany tadiaviko. Avy eo iny atao saosy eo ambonin'ny grilled salmon, ganagana roti sns , matsiro be alo le izy.
Tena azo atao tsara tokoa ny manafangaro azy amin'ny salad vinaigrette na atao amin'i fruit salad.
Rafotsy a> ao ihany aky ilay blaogy-ko fa mety izay mihitsy angamba satria be zavatra tsy azo vakian'ankizy ilay izy. Ity ny link raha mbola tsy tafiditra indry http://soanja.blaogy.com/ Mazotoa mamaky e.
11. ferrari
(
25/08/2006 20:18)
salut,
malala recette espagnole tsara (avis perso)
couper en 2 la grenade . Mettre dans un plat a gratin la pulpe (tu peux enlever les pepins si tu veux), parsemer de sucre blanc et laisser mariner dans du vin rouge au refrigerateur.
A deguster frais apres un repas lourd.
Bon appetit

12. soanja
(
26/08/2006 05:16)
Ianareo koa ve mahafantatra fa mahasolo Viagra mihitsy koa hono ity ampongabendanitra ity, ankoatra ny hoe otrikaina miaro amin'ny cancer isan-karazany.
13. Rafotsy
(
26/08/2006 13:45)
Izany aky mba nnontany fa mixer na hono ny grenade dia iny jus azo iny filtrer na ary atao liquide andrahona ny hena , tahany ny akoho , dia migarder grenade 1 na atsasany angalana ny graines mba hi rappeler na hoe misy an'io ilay sakafo ! Mbola tsy nanandrana aloha aho fa resaka fotsiny e !
Raha manandrana indry ry Soanja dia lazao hoe karakory !
Zah mbola tsy tafiditra ny blog ndry foana , nefa mahavaky ny an'i Hery !!!
Raha manandrana indry ry Soanja dia lazao hoe karakory !
Zah mbola tsy tafiditra ny blog ndry foana , nefa mahavaky ny an'i Hery !!!
14. soanja
(
26/08/2006 23:15)
Rafotsy:

Ny nataoko indray mandeha dia:
Pomegranate relish (Ampongambendanitra marikivikivy sy mamy lasa sosy)
- Pomegranates 3 lehibebe
- Orange zest 2 sotro sotrokely
- Sakamalao voakiky koa 1 sotrokely
- Tantely 1 sotrokely
- Ranom-boasary 1 kopikely-
- siramamy 1 sotrokely
- Divay - na port 3 sotro (tsy voatery)
Afangaro ny voan'ny ampongambendanitra sy ireo dia avela hilona elaela ao anaty frigo tapakandro afa tsy ny divay. Refefa vita dia tatavanina dia fihazina hiala ny voany retra dia ny jus sisa. Ampangotrahana moramora eo ambony fatana amin'ny afo malefaka miaraka amin'i divay dia mihena ary lasa sosy matevitevina. Io no aroso eo ambonina roti na vorintsiloza na ondry na omby na grilled salmon. Dia asiana voany vitsivitsy araky ny lazain'i Rafotsy atao haingony. Mazotoa homana.
15. soanja
(
26/08/2006 23:17)
Rafotsy> saika hadinoko, maninona raha handefasanao message i Hery fa izy angamba no afaka manala ilay tohana amin'ilay blog-ko ho vakianao satria mino aho fa tsy maintsy misy io satria tsy natokana ho vakin'ny ankizy ilay izy. :-*:-*:-*:-*:-*
16. Rafotsy
(
27/08/2006 06:04)
soanja:
Rafotsy> saika hadinoko, maninona raha handefasanao message i Hery fa izy angamba no afaka manala ilay tohana amin'ilay blog-ko ho vakianao satria mino aho fa tsy maintsy misy io satria tsy natokana ho vakin'ny ankizy ilay izy. :-*:-*:-*:-*:-*
Hoay kosa aky ry Soanja !! Raha izah no tsy lehibé dia tsaiky daholo nareo eto !:-D:-D:-D:-D
17. soanja
(
29/08/2006 16:49)
Kah indry niteny hoe nanisy tohana ny ao an-trano sao mamaky dia izay no hatonga ahy niteny an'io koo. Tsara raha efa tafiditra indry. :D:-*:-*:-*:-*
18. unjila
(
05/09/2006 18:12)
slt daholo miala tsiny soanja raha izao za vao manome re7 .ity ary le izy : vary 250g ,na vermiciel 250g ,raisin sec 50g ,beur 20g ,1boite de nestlé ,andrahoy ho masaka raha vary no tianao,de epohy ny beur,apidiro le nestlé de afangaroy tsara ,avy eo ampidiro le raisin sec somary asio rano kely raha marihitra loatra de avy eo apidiro le vary ,zany hoe tsy vary soso akory fa vary maina masaka ,asori refa hitanao fa mifangaro tsara de apidiro le apongabendanitra afangaroy tsara reo dia aapetrao anaty frigidera mandritra ny 5h ,fanao desser izio,asio poudre ilik keli (gardamone).de ra-vermicielde andrahoy miaraka aminy ny raisin ,otrani fanaovana le vary tery ambony foana .de mazotoa é