Mpankafy Njakatiana

21. Fiffi ( 29/08/2006 08:25)
cutie: efa nojerendry ve ireo hoe "jereo eto ireo" ? manja be an! :):-*:-*
22. mandrindra ( 29/08/2006 08:31)
cutie, inn aloha no mampihomehy anao : ilay safidiko sa i lery voadona be? :-D:-D
23. mihanta ( 29/08/2006 08:46)
fiffi nojereko ilay "jereo eto"
tiako be ilay "leferiko" an'i njakatiana io.
merci akia fiffi
24. cutie ( 29/08/2006 10:33)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 10:31:55
Lohateny : Re : Mpankafy Njakatiana
cutie, inn aloha no mampihomehy anao : ilay safidiko sa i lery voadona be?

izy roa hihihihihi
ka zany anai e no nolazaiko we hafahafa le hira e
nefa ny feon'io hira io tsara be :lol:
25. cutie ( 29/08/2006 10:34)
: Fiffi [ Valio ] 29-08-2006 10:25:16
Lohateny : Re : Mpankafy Njakatiana
cutie: efa nojerendry ve ireo hoe "jereo eto ireo" ? manja be an!

fiffi efa nojereko ka
za nga mba tara zany :lol::lol::lol::lol:
26. sheki ( 19/10/2006 13:39)
Manahoana e! sao dia mba misy manana ny tononkira ny antsika jiaby ny Njakatiana azafady? Milay Njakatiana e!!!:)
27. bika ( 29/01/2007 09:29)
za koa mitady fa ze mahita aloha manome.Fa nenà le tononkira ny "mbola ianao" duo njakatiana iny no mba ilaiko raha manana ianao!!:°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871