mitady ze ankizy mpifandefa hafatra @ degree za
23. prime
(
25/08/2006 11:11)
:-D:-D:-D
Vao misokatra ny vavan'ny sasany dia tsodain'ny sasany... aleo hanao fa ho sempotra eo no farany...:-D:-D
Vao misokatra ny vavan'ny sasany dia tsodain'ny sasany... aleo hanao fa ho sempotra eo no farany...:-D:-D
27. prime
(
25/08/2006 14:16)
Ankamantatra vao2 androany, fa omen'i mandrindra loka izay mahay...:-D:-D:-D
35. cutie
(
25/08/2006 20:34)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 25-08-2006 12:00:26
Lohateny : Re : mitady ze ankizy mpifandefa hafatra @ degree za
hafatra ho an'i cutie :
voaray ny hafatra :*(l)
37. fasaly
(
27/08/2006 09:35)
hummm! cutie, zà klou efa nahazo hafatra sy nandefa hafatra tam degree fa maninona, ampitaho kely aza hoe ny hafatra:roll::wink:
39. cutie
(
27/08/2006 17:03)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 26-08-2006 21:36:55
Lohateny : Re : mitady ze ankizy mpifandefa hafatra @ degree za
ha y, tsara izany
fa iza aloha izany degree izany
mandrindra tsy taitra toi :*:*:*:*