Dedesse 35 ans de scenes
22. ralos
(
28/08/2006 13:32)
Tena miala tsiny ry zareo fa diso ilay daty nomeko teo aloha. Amin'ny 08-10 Septembre ho avy izao no tena izy ary tsy mbola misy Mahajanga fa Antananarivo.
Ny lohatenin'ny Fankalazana io 35 taona niakarana sehatra io dia " GRAND FESTIVAL TALOHA SY AVAIZO ".
Misaotra an'ireo izay mametraka tonon-kira atsy koa.
Ny lohatenin'ny Fankalazana io 35 taona niakarana sehatra io dia " GRAND FESTIVAL TALOHA SY AVAIZO ".
Misaotra an'ireo izay mametraka tonon-kira atsy koa.
23. mihanta
(
29/08/2006 08:49)
toa nataony duo niaraka tam bodo koa io "malakilaky" io.
tsara ny hiran'i dedesse ka
tsara ny hiran'i dedesse ka
24. soanja
(
29/08/2006 19:25)
mihanta:
toa nataony duo niaraka tam bodo koa io "malakilaky" io.
tsara ny hiran'i dedesse ka
Bodo sy babaique angamba izy iny. Fa manja e.
26. miangalyandria
(
29/08/2006 22:43)
izaho mangataka an'io malakilaky io ao amin'ny RVG foana, ny tononkira anie hitako hoe mampisaina izany e sady tsy ilay manome lesona mandratra ireny aza !!!! Tsara e !!!! Ny ahy tiako daholo ny hirany, mihaino an'ilay Jenny iny moa aho dia tena maty e !!!!!!!
