Ny vola sy ny Loto
22. prime
(
05/09/2006 12:49)
Misy tenin'olo-kendry iray izay miteny hoe "ny olona rehetra hono dia misy vidiny..." dia misy anankiray koa milaza hoe "... ny laharan'ny olona dia miankina amin'ny toerany eo @ rang binaire misy azy...":wink:
24. prime
(
15/09/2006 14:09)
Ny olona rehetra hono dia misy vidiny : misy amintsika dia mamadika ny fanapahan-kevitra sy ny fandresen-dahatra ao anaty rehefa tonga eo @ ilay summum... ny sasany quelques millions d'efa na hanao vivery ny ainy aza dia lasa izao, ny sasany quelques milliards d na hahafaty ny mpiray tanindrazana aza dia lasa izao, ny sasany efa des mille de milliards d adino hatr@ teny nifampitokiana nandritry ny fotoana ela...
Ny laharan'ny olona dia miankina @ rang binaire misy azy : 000000001, 000001000, 00100000, 100000000... dia aiza ho aiza aby isika??? ingahy "banal" sa ingahy "meilleur" sa ingahy "exceptionnel" sa ingahy "génie"???