menu du jour

21. ariel ( 23/08/2006 15:09)
ary sao mba mahalala ny recette le boulette au boeuf amidy eny @sinoa reny koa aloa ndry ry boubounezy a! mba atory kia za fanaovana azy fa tena tiako be le izy refa atao lasopy hmmmmmm de misaotra aloha e!
22. Herimiafina ( 23/08/2006 16:42)
boubounezy:

HM ka ny oull mety tsy minana appéro dôly kou.:-D:-D sôdy wé appéro nefa katry be aloany fotona eo:-D:-D:-D

Tsy maninona na katry aza kaha, de lanin'ny olona ny sakafo amin'izay, velona tsara ry madama sy ry zenfan e! :-D:-*

23. boubounezy ( 23/08/2006 17:50)
bouchon ve ny tinjy tenenn ry ariel??
24. boubounezy ( 23/08/2006 17:57)
ra bouchon mantsy dé totokena kiso mixena tsara mintsy dé asina fecule de manioc dé atody fa ny pate za mividy vita fa tsy mahay manao pate mintsy. ny bouchon kou azonjy atao @ crevette na poulet dé otranio iany ny anaovana azy afangaro reo de fonosina azo endasina kou izy sa sôdy kosa ary vantan ny tinjy lazaina fa za miresaka zavatra hafa @njy fotsiny nefa ny vantan kou dé idème
:-P
25. kelly13 ( 24/08/2006 09:28)
nenà ankia le atao a la vapeur no tena itiavako azy an, mahalany tsy haiko firy za! hihihi!! mafy ty tendany ty an!
26. Rafotsy ( 24/08/2006 10:29)
Salut daholo o !
Ilay bouchon resanareo io ve ilay raviolis sa zavatra hafa mihintsy ?:?:
27. andry08 ( 24/08/2006 10:59)
Manao ahoana, ny bouchon dia ilay boulettes chinoises ireny fa saingy mouler-na @ sotro-kely ny alefa volavolaina @ tanana dia havoaka eo @ totohondry toa ny bouchon, handrahoina ao anaty rano misy huile de sesame kely ary rehefa mitsingevana dia masaka (azo endasina @ huile ihany koa raha tianao), saika hadinoko hataovy mangotraka aloha ilay rano.:)
28. boubounezy ( 24/08/2006 11:43)
rafotsy mitovy fa samy hafa ny paty tsy mitovy ny ravioli endasina dé reny kou ny fanaovako van tan min, fa ny bouchon lé atao vapeur na @lasopy soupe de fécule, misy kou les soupe tsôk a base de riz dé hena karazany sy anana azo asina bouchon kou io hena bol sns...:-P;-)
29. raneni ( 24/08/2006 12:42)
boubounezy,kely13>>>misotra ta@ le fandraisana fa manja eh ka mahatamana.
ny latsinainy aloha de tokony atao kaly maivana satria nimotika be ny alahady sa ahoana hoy ianareo io no menu mora atao indrindra ! aleo hieritreritra kely de miverina eo ihany

:}

30. boubounezy ( 25/08/2006 10:43)
raneni misôtra antsika tsika e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5049