GASY MPAMONO OULL

1. boubounezy ( 21/08/2006 09:38)
:(maninn no lasa bé mpamono oull be any dago? mampalaeolo, fa za nanana namana vô nisy namono teny ankatso teny 4mois lasa teo zay pour 60 000 000 nefa oull tsara fanah bé io namako io dé notapahiny zareo ny loany dé nokapakapainy dé ny vatany nodorany ary nariny t@ antsana avy eo. zany ny gasy @ zao fotona vé???:(
novalian'i prime ny 24/08/2006 11:29
2. diamondra27 ( 21/08/2006 10:00)
tena mafy ny fiainana angamba

ary mampitsaoka be izy zany an! tena vrai ve io sao de film


tokony tsy handefa reny vidéo ireny zalah fa tsy mahalala ny realité sy ny fiction tsony marina
3. booboo ( 21/08/2006 10:48)
boubounezy > :{:{:{:{
4. vakiniadiana ( 21/08/2006 10:52)
T@ faran'ny herinadro teo izao nisy bady mpamono olona voasambotra.
Mikarama mamono olona mitsy hono i nedala, efa teo @ 30 teo hono no efa novonoiny
5. boubounezy ( 21/08/2006 10:52)
tena marina kia io diam a! tena namako akaiky mintsy fa ny havako tany dago no milaza anah io dé nampitondra gazety misy lay izy fa tsy mola tonga lé tenteko fa nilatsaka any mayotte refa tonga lé izy aseoko anjy.;-)
6. boubounezy ( 21/08/2006 10:55)
misy namana zao tato kou nanao vacance tany dago t@ 2005 de saika novonony oull nefa ny papany efa novonoiny reo oull reo nandé tany.1 semaine vô ita ny fatiny tany @ ranony kopa.8-)8-)
7. boubounezy ( 21/08/2006 10:56)
vakiniadina tena efa ratsy bé mintsy lé oull e!:cry:
8. naritsimba ( 21/08/2006 12:07)
marina io voalazany boubounezy io ah!
9. vale ( 22/08/2006 01:14)
:? :? efa tsy mba ol tsony zany, hanatevinda-harana ny vahiny voany trouble de personnalité sy ny déséquilibres koa ve?:twisted: hum:!:
10. boubounezy ( 22/08/2006 01:40)
vale:lol: inn kay lé anatevinda harana:-D:^)
11. vakiniadiana ( 22/08/2006 06:21)
Tsy déséquilibré anie ilay bandy mpamono oul fa mikarama mitsy e
12. ainaheri ( 22/08/2006 10:57)
Tsy any dago irery iany io fa ny aty ivelany aza ataoko fa maeno vao2 sy mahita nareo fa namono oul noho ilay lecteur MP3,d nisy iray koa nanafika boulangerie nitondra basy zay 30euros ny vola tao d niraofiny d notifiriny lay mpivarotra,iraisampirenena io noho lay fiainana iarahamahita fa miahamafy:(
13. diamondra27 ( 22/08/2006 10:59)
andraso fa andeha ny ankety de ho hita eo.

l'assassin hono revient toujours sur le lieu de crime , de jerijereo sao de fantatra ihany le assassin e!

manatevindaharana= mampitombo isa

aty andafy manko be de be ny deséquilibré
za mahalala tsara an'io(psychotiques sy ny schrizophrènes)
14. boubounezy ( 22/08/2006 11:08)
ainahery fa le any @tsika ngé ka tena tsy mampoiziko ho bé mpamono oull vety2 teo e! ny aty mou dé tena efa mazava bé fa na ny jeune aza manolana sy mamono kou!
15. boubounezy ( 22/08/2006 11:10)
tena marina io lazainy diam io fa ngamba lé fiainana andafy mintsy ny matonga anizany sa??
16. vale ( 22/08/2006 12:45)
boubounezy:

vale:lol: inn kay lé anatevinda harana:-D:^)
:-D:-D:-D:wink:hanatombo isa njay aza e?


17. vale ( 22/08/2006 16:52)
vakiniadiana:

Tsy déséquilibré anie ilay bandy mpamono oul fa mikarama mitsy e
de sôsy njay zany koh!:-D:-D:-D;-)


18. boubounezy ( 22/08/2006 18:44)
vale averina ato kou ve ny fangalana isa?;-):-D:-D:-D:-*
19. Herimiafina ( 22/08/2006 19:36)
Misy koa retsy ry boubou ilay mamono olona amin'ny fomba hafakely: harcelement moral, fanafitohinana, promesse d'ivrogne, manipulation...

Saingy tsy nanahirana ny saintsika ireo fa ilay famonoana directe physikment ihany no manahirana antsika! :-*
20. vale ( 23/08/2006 00:40)
bbnezy: tsy arako:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4238