Kary

21. cutie ( 25/08/2006 00:41)
tiako daholo na kary na saka:lol::lol::lol::lol:
22. prime ( 25/08/2006 10:47)
Cutie tia maimbo izany...:-D:-D:-D
23. soanja ( 25/08/2006 14:26)
He, diso i Prime. Tsy maimbo mihitsy ny saka na ny Kary raha ny fahafantarako azy ka.
Ny Jaboady no maimbo hoy i HM.
24. cutie ( 25/08/2006 21:22)
saika hanontany za we in zany jaboady ?:roll:
skunk ve ry soanja
tsy kary mitsy io na saka a
prime :twisted:
soanja fa tsara ihany ny fofon'ny skunk refa tsy mamoaka le fofona ratsy ry zareo :-D:-D:-D
25. soanja ( 26/08/2006 04:47)
Ny jaoboady dia antsoina hoe civet (Viverricula Indica) raha tsy diso aho ary betsaka ny faritra ahitana azy any Mada. Misoritsoritra izay ny lokony. Toy ny saka ihany izy saingy somary mitarehy fosa hafahafa izay. Izy koa dia mpangalatra akoho sady mihinana totozy sy voalavo. Zah alo tsy nahafantatra hoe mamoaka fofona izy. Tsy skunk mihitsy izy ka. Ny skunk tena mahafatifaty ahy saingy izy mamoaka ilay fofona no tena tsy laitra.
26. cutie ( 26/08/2006 10:46)
soanja ok:lol:
27. prime ( 30/08/2006 11:51)
Ie, tsy ny saka sy ny kary no maimbo fa i cutie mihitsy no tia maimbo...:°):-D:-D:-D
28. cutie ( 30/08/2006 12:30)
prime :twisted:::twisted::twisted::twisted:
29. LazaDaddy ( 30/08/2006 12:46)
cutie:
prime :twisted:::twisted::twisted::twisted:
tsy maimbo aloha izany prime matoa tsy tian'i cutie. hahaha!
30. cutie ( 30/08/2006 13:13)
:twisted::twisted::twisted::twisted:
31. LazaDaddy ( 30/08/2006 13:16)
sao dai i cutie kosa ary no tompon'ilay kary? hahaha
32. cutie ( 30/08/2006 13:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. prime ( 31/08/2006 14:36)
:-D:-D:-D
34. cutie ( 31/08/2006 16:46)
faly ery reto manararaotra:-D:-D:-D
35. prime ( 05/09/2006 12:19)
ie...:-D:-D:-D cutie kay no tompon'ilay kary...:-P:-D:-D
36. cutie ( 05/09/2006 19:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
37. Achia ( 07/09/2006 20:29)
ary efa maro mitsy ngamba no efa niompy kary tato ka tene mahalala ny momba azy daholo :-D
38. cutie ( 08/09/2006 01:23)
i prime :-D:-D:-D:-D
39. prime ( 15/09/2006 13:55)
cutie> laingako izany, saka moa e?!!!...:lol::-D:-D
40. cutie ( 15/09/2006 21:10)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2055