Nahita mpamono olona

21. soanja ( 05/09/2006 10:51)
boubounezy:

dé tsy anao njay zany njy an! :)dit moi oui et com ça je dors bien.:-*;-)

Tsy tena afaka hiteny aho hoe havelako any aky satria mbola tsy tany Chicago aho hatramin'iny fa aleo rahefa mandeha any indray aho dia eo aho vao maka decision hoe hijery an'ireo ol afaka hisolo tena ahy na tsia araka ny voalazan'i HM. Mino anefa aho fa rehefa mankany dia be ataobe mihitsy dia tsy hanampotoana an'izay akory ka mety hadaboko no tena valiny dia aleo zah sy ny conscience-ko ifampitady moramora eo, matetika alo zah foana mandresy. :D:D
Fa indry alo aza manahy ny amiko an! Zah milamina foana na maka risk na tsia satria efa vonona amin'ny zavadrehetra ny fiainako. :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

22. xxx ( 05/09/2006 10:58)
soanja:

kay kay taiza ndray ko raboubounezy no tany chicago !

23. Fiffi ( 05/09/2006 15:36)
xxx:
kay kay taiza ndray ko raboubounezy no tany chicago !
xxx: vakio tsara aloha ny zavatra nolazain'ny i boubounezy alohan'ny hilazana zavatra fa nga izy niteny hoe tany Chicago izy ?:roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1434