mangataka fanazavana
1. bmw307
(
17/08/2006 23:29)
io korintiana faII toko fa 13 andininy fa 13 ka hatr@ 18 io no mba hilako fanazavana fa tsiazoko.
novalian'i prime ny 18/09/2006 11:51
2. LazaDaddy
(
17/08/2006 23:45)
bmw307> tsy misy an'izany 2 Kor 13:13-18 izany ny Baiboly. Sao mba diso fanoratra ianao?
3. vale
(
18/08/2006 01:07)
I kor 13 verset 13 no haiko tsenjery:^), andramo vakiana ange io bmw e:°):wink:
5. diamondra27
(
18/08/2006 08:19)
tena diso marina bmw fa maika loatra angamba
avereno e! zahay vonona foana ny hanome ze fantatray
avereno e! zahay vonona foana ny hanome ze fantatray
6. vale
(
18/08/2006 14:13)
cutie de in ny hitanjy tao?:wink::°):-D:-D, araho tsara izy 3 reo an:wink::P:-D:-D
7. soanja
(
18/08/2006 20:01)
bmw307:
io korintiana faII toko fa 13 andininy fa 13 ka hatr@ 18 io no mba hilako fanazavana fa tsiazoko.
Fa lasa aiza ianaO? Mifarana 14 ny andininy amin'io? sa ve diso chapitre ise?
8. cutie
(
18/08/2006 20:28)
Mpandefa : vale [ Valio ] 19-08-2006 01:13:14
Lohateny : Re : mangataka fanazavana
cutie de in ny hitanjy tao?, araho tsara izy 3 reo an
le efa hitan-jy sy hain-jy tsianjery no hitako tao :lol::lol::lol::lol:
9. bmw307
(
18/08/2006 23:45)
mialatsiny fa diso fandika aho fa ity no izy ( korintiana I toko fa 13 andininy 1 ka hatraminy fa 16) io no izy fa mialatsiny indrindra OK!
10. soanja
(
19/08/2006 01:39)
Voalohany aloha bmw, mifarana andininy 13, raha ny toko faha-13 no tianao resahina, ilay izy fa tsy lasa 16 izany mihitsy ka. Ahoana ary ny fomba hijeren'i bmw azy izany?
FITIAVANA no tian'i Paul resahina eo. Izy moa izany dia miteny amin'ny fiangonana korintiana hoe na mivavaka aza ianareo dia tsy tena ao amin'ny fonareo ny hivavahanareo ka manjary toa miahatsara velatsihy ny fahitany azy satria aty ivelany fotsiny ny fanompoana. Mila hitovy amin'ny fanompoan-tsampy sns ny fahitany azy dia noho izany dia mila miainga amin'ny Fiatiavan'Andriamanitra ny zavatra rehetra. Dia ireo notanisany teo izany ny farany hoe :"Ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana ; fa ny fitiavana no lehibe indrindra."
Sa tsy io ilay tianao anontaniana. :-*:-*

11. diamondra27
(
19/08/2006 07:32)
sao de misy mahitahita ato 'rey olona a!
za aloha manao solomaso e8)8) de mahita tsara fa jusk'à 13 Le izy
bmw a! aza maika e! de lazao anay ny tena izy,
za aloha manao solomaso e8)8) de mahita tsara fa jusk'à 13 Le izy
bmw a! aza maika e! de lazao anay ny tena izy,
16. prime
(
21/08/2006 13:03)
Mazava tsara ny lazain'i soanja...
Efa voavaly angaha ilay izy no toa i bmw307 indray no mitarika ny olona hivazivazy?:lol:
Efa voavaly angaha ilay izy no toa i bmw307 indray no mitarika ny olona hivazivazy?:lol:
17. vale
(
23/08/2006 02:30)
bmw307::lol::lol::-D:wink: efa fantatso ihany,tsy misy tsiny zany kama ah!:wink::-*:-*, fazoako an,io an, dia ny fitiavana hoy ny voasoratra no lehibe indd, zany hoe nitoetra hoy izy reo telo ireo, dia ny fitiavana no lehibe indd, rehefa manam-pitiavana ny olona 1, dia lavitra azy izany ratsy izany!! oops, mety ve aloha zany e, mba te hanampy an,i bmw307?(:-D:-D:-* mou lai ziy teo?) fotsiny za, ary sô de te mba amoureux enao zany:):-*
mialatsiny fa diso fandika aho fa ity no izy ( korintiana I toko fa 13 andininy 1 ka hatraminy fa 16) io no izy fa mialatsiny indrindra OK!