Dia isaky ny fifidianana izao ve?.....
22. prime
(
28/08/2006 11:39)
tsy te hiteny betsaka aho fa manjary mahafaly ny sasany... fa izao, misy ny mangalatra @ izao fotoana izao, ary hita miharihary ireo fa tsy azo kitihina satria... de ahoana???:°)
24. prime
(
29/08/2006 12:21)
Fa mety tsy hidoboka mihitsy koa an... Indrindra ho avy ny fifidianana...:wink:
27. fijo
(
29/08/2006 21:34)
ry solo dolara izao tremalahyfa nidiboka ihany ny farany.io midoboka daholo izay manao eo,na rahampitso na rahafakam pitso.
28. prime
(
30/08/2006 10:37)
O ry zareo a, ny midoboka ka tsy tafarina intsony dia izay nisitaka tanteraka (manohitra mihitsy ny fitondràna nefa niaraka nihinana ihany)... Mbola tsy te hanonona anarana mihitsy aho hoy aho fa sao faly eo ny sasany...
29. fijo
(
30/08/2006 21:30)
amin'ny manaraka indray izy manarina e,jereo ny tantaran'i ratafika,minisitra tamin'ny andron'i dadabe tsiranana.
32. prime
(
12/09/2006 15:45)
ao anie ry fijo ka tena misy mpandavaka andro antoandro be nanahary fa eee, tsy menatra mihitsy...
34. prime
(
19/09/2006 08:35)
Raha ny resaka korontana aloha d'efa somary mihasahirana ihany izay mitady hanao izany e...
35. fijo
(
22/09/2006 22:27)
rehefa milamina aloha ny tanàna,dia efa lehibe izay.satria mijaly letsy ny olona an
