305 namono tena tao anatin'ny 6 mois any Dago
1. Zina
(
15/08/2006 17:46)
Ahona ny hevitrareo? Tena mahagaga ahy ilay izy...
Mba vakio anie ity e
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278135
Mba vakio anie ity e
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278135
répondu par Fiffi le 25/08/2006 14:53
3. vale
(
15/08/2006 19:24)
ndryyyyy! mampalahelo, tena mampalahelo koa reo mpianatra mamono tena, fa maninona ary no manao an'izany!:idea:, tena marefo saina be ve sa :roll:, ary sao dia tahotra diso tafahoatra ny ray amandreny koa? tsy tokony hatao mihintsy manko ny mandrahona be loatra ny ankizy rehefa tsy mahay izy fa manjary mitarika tahotra eo @ zany!,, na koa eo @ resaka fitiavana, be ny misafidy hamono tena toy izay hisaraka @ olon-tiany fa hoe bedin'ny ray aman-dreny, tokony hampieritreritra mihintsy ireo fomba fitaizana ireo fa tsy tsara eh!! :?
4. Zina
(
15/08/2006 19:42)
Ny hevitro aloha dia tsy mba nampoiziko oe ny gasy no hanao an'io... Bien sur misy ny suicide fa io tena trop beuuu... Tsy mahazo fitiavana avy any @ RAD intsony angaha ny ankizy no lasa otran'io?
ny antony iray koa an dia mety tsy mandeha mankany am-piangonana ny ankizy...
ny faharoa manaraka ny fiainan'ny aty ivelany ve?
ny antony iray koa an dia mety tsy mandeha mankany am-piangonana ny ankizy...
ny faharoa manaraka ny fiainan'ny aty ivelany ve?
5. ako
(
16/08/2006 03:54)
raha atao bango tokana d leo ny fiainana ihainany ny olona 1 matoa mamono tena;na eo@manodidina na ny fiaramonina ihany sy ny zavatra maro tsy zakany ka mahatonga azy manao io izay heveriny fa lalana tokana hiviahany @ kizo nidirany8O
6. papounette
(
16/08/2006 07:04)
Matetika any antanadehibe na aiza io na aiza de betsaka ny olona mamono tena.Ary tsy gaga aho @ chiffre nomeny Dr Mamy io.
Fahatsiarovana ho irery manoloana ny olana,mahatsapa fa tsy misy intsony ny vahaolana,mieritreritra fa izy irery no tena fadiranovana eto ambonin'ny tany,ny fialana fahafambaraka,ny climat ao @fianankaviana,ny déception .....etcZany no mahazo an'reo olona ireo.
Inona no vahaolana.Amiko dia ny fivavahana,fidirana ao anatina fikambanana ary firesahana @olona matotra iray zay tena akaikin'ny fo afaka "micomprendre".

7. Fiffi
(
16/08/2006 09:21)
Zina: kanefa raha tena jerena nge de toa tsy de hoe ankizy no tena be t@ ireo namono tena ireo an! fa tena :(:( an!
8. Zina
(
16/08/2006 16:07)
Inona no vahaolana.Amiko dia ny fivavahana,fidirana ao anatina fikambanana ary firesahana @olona matotra iray zay tena akaikin'ny fo afaka "micomprendre
zany mihitsy ry papounette a marina ny anao
Zina: kanefa raha tena jerena nge de toa tsy de hoe ankizy no tena be t@ ireo namono tena ireo an! fa tena an!
fiffi a,
za aloha tsy mahafantatra tsara na ankizy doly na tsia a fa tena marina ny anao mampalahelo ilay izy.
Isika gasy raha comparena @ ny etranger hafa dia tsy mba manana an'io fisainana io nefa ity izy miseho any amintsika????
9. Fiffi
(
16/08/2006 16:33)
ka zay indrindra manko an! zany hoe taloha tsy de nisy zany hoe namono tena i ranona !! fa le fiainana mafy de manjary very ny olona de lasa manao an'zao zavatra tsy fanao rehetra zao an! Anaty 6 volana ve mahatratra 300 mahery no namono tena ..tana drama be zany an! :(
10. Zina
(
16/08/2006 16:39)
fiffi a, raha tratran'io i Dago dia atao oe tena mivadika ny tany aman-danitra kle..
mahita ny tsy fahita mihitsy... akory atao...
mahita ny tsy fahita mihitsy... akory atao...
11. Fiffi
(
16/08/2006 19:28)
Zina: fa mafy kosa aloha ny fiainana any an! de manjary manaonao foana ny olona ! jereo koh nge ireo olona mpangalatra eh ? tsy satry ny mitombo ! :(
12. majesty
(
17/08/2006 08:29)
tsy za kosa alou zany hamono tena zany e kou ra tsinn ko,na sarotra toy inn aza ny fianana na déçu b tahaky ny inn aza mhumm aleoko miaina ihany klé kôzy e:D
14. vale
(
20/08/2006 23:59)
Zina:za koa alou mahita fa reo koa anisany mahatonga ny suicide eh! mampalahelo an!=((
Ny hevitro aloha dia tsy mba nampoiziko oe ny gasy no hanao an'io... Bien sur misy ny suicide fa io tena trop beuuu... Tsy mahazo fitiavana avy any @ RAD intsony angaha ny ankizy no lasa otran'io?
ny antony iray koa an dia mety tsy mandeha mankany am-piangonana ny ankizy...
ny faharoa manaraka ny fiainan'ny aty ivelany ve?
15. Fiffi
(
21/08/2006 06:35)
misy mahamarina azy koh aloha zany an! satria raha jerena ny fitaizana ny ankizy taloha , tsy de heno na hita hoe nisy zavatra niseho hoe namono tena zany !
16. prime
(
25/08/2006 12:19)
"Mamy ny miaina...", "Raha ho faty aho matesa rahavako, raha ho faty ny havako, matesa ny omby,..." tsy misy mpankamamy aina ohatrantsika malagasy fa dia efa tena resy tokoa matoa manaiky ny hamono tena izany...