mbola ho an'i vaika ihany
41. mamzelkely
(
16/08/2006 06:58)
ary aiza kelly, i vaika nefa efa "je t'aime" be aminy :-D:-D
vaika: ts ampy wa zany zeu t'aimeuuh zany fa pina sôkôlà ho an zanjiny =))=))
vaika: ts ampy wa zany zeu t'aimeuuh zany fa pina sôkôlà ho an zanjiny =))=))
42. kelly13
(
16/08/2006 08:09)
tsy fitia vao nitsiry zany any anay sy vaika ka!!!
anontanio ange izy e!!! mdrrrrrrrr
vaika moi oci hoaaaaaaaaaaaaa
:* :* :* :* :*
anontanio ange izy e!!! mdrrrrrrrr
vaika moi oci hoaaaaaaaaaaaaa
:* :* :* :* :*
43. kelly13
(
16/08/2006 08:19)
vale>mdrrrrr, tsara ny fitiavana ka mdrrrrr!!!!!
tsy maninn nge ry zareo na lasa mivoana aza le size e! mdrrr
tsy maninn nge ry zareo na lasa mivoana aza le size e! mdrrr
44. Vaika
(
16/08/2006 08:20)
Kelly13:*:*:*
Tantaraiko daholo ve ry kelly ? Sao dia tsy mi-intéresser ny namana eto ka izay isika vao voateny indray hoe "alefao ary na ary fa tsy eto no fitenenana izany":°):-D:-D:-D
moi oci (l)(l)(l)
Tantaraiko daholo ve ry kelly ? Sao dia tsy mi-intéresser ny namana eto ka izay isika vao voateny indray hoe "alefao ary na ary fa tsy eto no fitenenana izany":°):-D:-D:-D
moi oci (l)(l)(l)
45. kelly13
(
16/08/2006 08:23)
vaika>lollllll aleo ary ho antsika rery e! ze t hanontany d manokatsa size vao² hihihihiihi
vaika (l)
vaika (l)
46. Vaika
(
16/08/2006 08:25)
Mamz : :-D:-D:-D
Tsy mety mihintsy i njy raha tsy omena sôkôla a !
Miandry izay volontaire hanatitra azy any aho de alefako:°)
Bà kely koa i njy eo am-piandrasana:-*
Tsy mety mihintsy i njy raha tsy omena sôkôla a !
Miandry izay volontaire hanatitra azy any aho de alefako:°)
Bà kely koa i njy eo am-piandrasana:-*
49. Vaika
(
16/08/2006 08:41)
Za kosa tsy manao vali-boraingina ankia ry malala a ! Fa i njy kosa ... de kivy mihintsy aho. Aiza ve ankia ka de "moi oci" fotsiny:(
:*
:*
50. kelly13
(
16/08/2006 08:45)
vaika> pffff fita fa valiboraingina b mampalahelo b za
Bold textJE T'AIME.
Bold textJE T'AIME.
52. mamzelkely
(
16/08/2006 08:46)
sady fitiavana zany ato no kombaka kely ko 8):-D:-D
za alou liana am le tatara ee j'ai tout mon tps fa alefaso le ttara:-D:-D:-D
de mbola mianjy an le sôkôlà avy any am vaika ihany tsisy mety mi se poretr volontaire mitry le ankizy :roll::(:-D:-D
za alou liana am le tatara ee j'ai tout mon tps fa alefaso le ttara:-D:-D:-D
de mbola mianjy an le sôkôlà avy any am vaika ihany tsisy mety mi se poretr volontaire mitry le ankizy :roll::(:-D:-D
54. Vaika
(
16/08/2006 09:45)
mamz : dia ahoana anefa no hanaterana ilay sôkôla any amin-njy ? Voatery omena anie izany ny làlana mankany e ! Sa tonga de ny coordonnées géographiques (google earth !) no omena ?:°)
Laingako zany fa za tsy miteniteny !
Laingako zany fa za tsy miteniteny !
55. Vaika
(
16/08/2006 09:48)
Fety be aty amiko ry namana rehetra fa namaly nanome fahafaham-po i kelly fa tsy "moi oci" intsony !
kelly13 : :*:*:*:*:*:*:*:*
kelly13 : :*:*:*:*:*:*:*:*
57. simplex
(
16/08/2006 11:10)
humm hummm vaika io an :D:D:D mi=D=D fotsiny sisa za :D:D
kelly: tsy ampy kely le valiny farany io asivo :*
diams: mbola tapaka ny tongotsofa mbola tsy nahazo :*:* :°):cry::cry::-D:-D
tena farany iny an. Sotsa betsaka @ le conseil :°):D:D:D
miandry an'i bedada @ le plongeon eeeee :D:D
:-*:-*

58. mamzelkely
(
16/08/2006 11:23)
tsisy mety hanatitra le sôkôlà ry reto aa omeko anie zay manatitra aty amiko ee:-D:-D
kelly io zao nareo mikombaka am le hoe velimborengina :-D
kelly io zao nareo mikombaka am le hoe velimborengina :-D
60. Vaika
(
16/08/2006 13:37)
mamz : aïïïyyy ! Njy koa ankia ry mamz, izahay anie mba samy mba mangataka valim-pitiavana fa tsy hoe inona akory e !
kelly13 : i ndry mihintsy no manadino bà kely nefa za mba mitoratoraka :* mihintsy. De za indray ve no manao vali-boraingina ?
Tiko foana i ndry moa ô ? (l)(l)(l)
:*:*:*
kelly13 : i ndry mihintsy no manadino bà kely nefa za mba mitoratoraka :* mihintsy. De za indray ve no manao vali-boraingina ?
Tiko foana i ndry moa ô ? (l)(l)(l)
:*:*:*