mbola ho an'i vaika ihany
201. vale
(
18/08/2006 00:47)
cutie:cutie> :-D:-D:-D:-D ka efa oe haka souffle vaika kou njy koh!:-D:-D:°)
vale:roll::roll::roll::roll:
203. Vaika
(
18/08/2006 08:41)
vale : ao amin'ny vavolombelona an ! Indrisy mantsy ry fiainana...:(
Fa ity fotsiny de ampy ahy :
Un solo istante i palpiti
del suo bel cor sentir
I miei sospir confondere
per poco a' suoi sospir !
Si può morir
di più mon chiedo
si può morir d'amor
Miala tsiny amin'ny namana izay tsy nahazo izay voalaza fa mba asiana "intrigue" kely indray kosa zany androany e! I kelly afaka mandika tsara an'io fa any aminy alefa ny fanontaniana;-)
Kelly malala ? Aiza ankia ndry mon coeur fa miteny amin'ny teny tsy fantatra aho no hiafarany !
je t'aime ho'a fa avia aty amin'izay !
:*:*:*

204. diamondra27
(
18/08/2006 08:43)
sali sali doly nareo an!
tena milay be le matory debonera fa misy mahay milalao mitsy ato an!
vaika: simp sy cutiezany nanao double 9 t@ alina raha izao e
de hisy hanontany indray izao hoe: inona izany double 9 izany? Taiza koa no nisy an'izany
=))=))=))=))=))=))

206. diamondra27
(
18/08/2006 08:48)
vaika : teny italiana io fa fantako :wink::-D:-D
double 9 zany de jeu de domino ary arny @ yahoo no milalao azy , ndàna jereo ho an'izay mbola tsy mahalala
de misy hoe: avec animation ou sans
avec animatin= mila mifarana 0 na 5 ny domy de mikonty ny points azonao (de 0 à 25 pts ngamba izy teo indray maka) de aveo koa misy hoe: avec helicoptère= afaka manisy domy @ extremité ianao = mampiady masony io e!
de tanjemo sao de variana any nareo fa miverena eto an!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

207. Vaika
(
18/08/2006 08:54)
Diam sy mamz : nareo roa kosa e ! raha tsy nampiditra hevitra aho tsy niditra ianareo:evil::-D
Handeha hijery an'izany double neuf izany mihintsy aho fa mbola tsy re-ko izany. manao ahoana ankia ry diam a ?
mamz : misaotra ankia a ! Aiza no alehako raha tsy misy an-njy marina:°)

208. diamondra27
(
18/08/2006 09:11)
vaika: normal izany fa ilaozanao manao eseky fotsiny sy manao srip t ve :-D
mila mampiditra pseudo vao afaka misitra any an! , mila manana compte yahoo , raha tsy diso aho. Tanjemo oa sao variana an!
le extremité lazaiko de ohatra le domy farany à gauche sy à droite de refa misy ihany koa zany masondomy mitovy @ dominao eo @ le double lohavato de azo atao eo le izy , donc lasa 4 extremités fa tsy 2 araka ny mahazatra
de lazao anah hoe: iza ny adversaire-nao tao sa nilalao t@ robot enao:wink:
afaka mi-jouer à 2 na à 4 joueurs
mamz: :-D:-D:-D, maninon hono tsika 2?

209. Vaika
(
18/08/2006 09:21)
diam : njemanitso ô ! toa sarotra be izy izany ? Iza no pseudo-n'ilay robot fa sao dia mandraingiraingy any fotsiny:-D
Aiza i kelly e ?:-w
kelly : mifohaza amin'izay i toi fa efa ataoko bà kely ets...sa somary atao massage kely ny lamosina ? Efa vonona ny petit dej fa avia amin'izay.

210. diamondra27
(
18/08/2006 09:30)
vaika:an an an refa tsy misy joueurs de ny robot no mi- contre aminao ka!
tsy sarotra noho ny eseky io e! mampiady masony fotsiny toi:-D:-D:-D
raha tsy zany de jereo fotsiny ny règle de jeu
na koa manaova ianao HOTE @ table iray(= manokatra jeu) de ianao no mifidy hoe: ataoko jeu à 250 points le iza, avec ou sans animation , na koa avec ou sans helicoptère
bon courage

211. diamondra27
(
18/08/2006 09:53)
azafady: jeu avec hélice le izy fa tsy avec hélicoptère :oops::oops::oops::oops:
212. simplex
(
18/08/2006 11:18)
=))=))=))
renjekaky o, efa miteny @ teny tsy fantatra mintsy ve ranga vaika :{:{ sao de otr'izao le atsy @ finoana atsy :-D:-D
kelly aiza enao oooo:?::?:
diams: ary ndry zalozy an :°) izy nge nanotany lera, de hitandry ihany fa za tsara fanah be :°) mampalahelo ny ol tsy manana famataran'andro :°):-D:-D
fa ndry irery ihany no omena (tsy mahazo mijery lisany) :* :* mon seul, mon unique tresor, mon diamand :°):-D:-D:-D:-D (Tsy ampy diamand ny smilies ato an)
:-*:-*

213. diamondra27
(
18/08/2006 11:53)
simp:=))=))=))=))=))
aiza kosany e! za ve mba miaro anareo mba mahita oe: double 9 tampoka de lazainao zalozy:oops::oops::cry::cry:;-):-D:-D
:oops::oops::oops::}:}:}:}:-D:-D:-D:°)
tsy nisy diamand marina fa simple be =))=)) le emoticones

Mpandefa : simplex [ Valio ] 18-08-2006 22:18:31
Lohateny : Re : mbola ho an'i vaika ihany
fa ndry irery ihany no omena (tsy mahazo mijery lisany) mon seul, mon unique tresor, mon diamand (Tsy ampy diamand ny smilies ato an)
:oops::oops::oops::}:}:}:}:-D:-D:-D:°)
tsy nisy diamand marina fa simple be =))=)) le emoticones
:-*:-*
214. mamzelkely
(
18/08/2006 11:57)
vaika mbola misakafo atoanjo njay izy hono :-D:-D:-D fa zany eo ihany fa aiza toko kelly ee:roll:
215. diamondra27
(
18/08/2006 12:02)
mamz & vaika: mbola manomana surpriz @ week-end izy fa aza rebirebenareo e!
mila manao préparation tsara
vaika: misaotra t@ p'tit dej hono
de biz baveux be hono
mila manao préparation tsara
vaika: misaotra t@ p'tit dej hono
de biz baveux be hono
216. Vaika
(
18/08/2006 12:06)
Simp sy diam : Champagne !!!!!:-*:-*:-*
mamz : njy nampihesona an ! :evil: Za mantsy no mba sahin-njy de za foana no ataon-dry mamay an !:(
Laingako ankia zany fa mba tena mitaintaina koa aho fa i kelly tsy nipotra.:-D

217. simplex
(
18/08/2006 12:28)
mamz: :-w:-w lazao ze marina fa efa tsy mahinan-kanina nge vaika ato e :roll::P:-D:-D
diams: simple kou nge tsara e ;-), indrindra refa asiana x any @ farany :-D:-D:-D:-D
vaika: tena mba andefaso an'le poeme tsara reny lesy za fa lazain'i diams simple ndray ony. Le @ teny tsy fantatra reny zao no tena tsara ;-) sady @ iny tsy fantatra na tsara na ratsy :°):-D:-D:-D
:-*:-*
218. diamondra27
(
18/08/2006 12:31)
vaika: ary tsy mamaky tsara enao a! efa hoe: manomana surpriz izy fa :-$:-$
aïe aïe ay,fa ny anareo ngah nasiana champagne koa?:wink::-D::-D;-)

219. Vaika
(
18/08/2006 13:17)
nasiana champagne ny anareo ? ooooohhhh ! hardôsy be izy zany:-D:-D:-D