CHARLOTTE

21. diamondra27 ( 16/08/2006 07:41)
vale: ary inon moa le charlotte-njy fa tsy tadidiko akia?
22. boubounezy ( 20/08/2006 22:01)
za kia diam tsy mahay lé charlotte fa, itako wé y a pas mieux que l'ivention ony e! ka andé mba ananjana lé anao charlotte invention zany za e!:roll::roll::roll::-D tsy aiko na ny baseny aza nafe dé aona ny ataoko:-D:-D:-D:-D
23. diamondra27 ( 22/08/2006 04:35)
bbnz: ny base de tsotra fotsiny akia a!

mividy le biscuit langue de chat reny njy
de aveo crème fraîche zany sy inn izy teo , fa ny ahy fromage blanc no nisy de mety koa iny
de aveo maka salade de fruit njy na fruits aux sirop
de trempé-na kely @iny le biscuits vao atao anaty moule charlotte, manaratsisiny
de aveo mameno le ampovoany injay= asiana lafika biscuits, le fromazy blanc+sucre kely na le crème fraîche, de le fruits, de hatrany hatrany atao super posés, mandrapahatonga aty ambony
De saromana le izy aveo , de atao anaty frigo

de avela hangatsiaka tsara , ny ahy 24H mitsy de @izay tsy mipetaka
de aveo @izay démoule-na le izy , de misy banga be eo ampovoany , de asianjy fruits ao, ze tianjy, de asiana crème chantilly , hummm miam miam

de mazotoa , de lazao anay le izy
Sa ho avy spécial aty amiko njy hanaovako charlotte?:-*:-*:-$:-$
24. vale ( 23/08/2006 00:00)
diamondra27:

vale: ary inon moa le charlotte-njy fa tsy tadidiko akia?
diam: non, tsy mbola nanao resaka charlotte tsika, kah! fa zah ftsn le sipakely ohatran,ny gasy mpandeha @ pub manao dinette na -charlotte iny eh:-D:-D


25. vale ( 23/08/2006 00:03)
boubounezy:

za kia diam tsy mahay lé charlotte fa, itako wé y a pas mieux que l'ivention ony e! ka andé mba ananjana lé anao charlotte invention zany za e!:roll::roll::roll::-D tsy aiko na ny baseny aza nafe dé aona ny ataoko:-D:-D:-D:-D
boubounezy> hummm, hay moa njy tsy de sucré fa salé , fa atondroiko zvt hoà ndry, jereo fa misy pub fanaovan,ny ankizy charlotte mandeha @zao, sady mety ho mora nenjy zareo satry kilalao:-D:-D:-D:wink:


26. ferrari ( 24/08/2006 14:14)
ds:

Charlotte alla mascarpone

Ho an'ny olona 4 (tia matavy sahala amiko)
10 minitra eo ho dia vita

Kojakoja ilaina :
Mascarpone 250 g
biscuits à la cuillère 24
Atody 3
Siramamy 100 g
Kafe sotrobe 4
marsala 2 cl
moule à charlotte

Manaova kafe mangotraka 20 cl
Atsangano @ sisin'ny moule ny biscuits
(Raha lava loatra, dia tapaho)
Tapatapaho ny ambiny atao lafika sy eny ampovoany.

Saraho amin'ny fotsy ny mavon'atody.
Kapohy miaraka ny mavon'atody sy ny siramamy.
Avy eo afangaroy miaraka ao
ny mascarpone sy ny marsala

Kapohy ny fotsin'atody mandrapaharitra ny rano.
Afangaroy tsimoramora miaraka amin'ny mascarpone teo mba ho lasa krema.

Araraho anaty moule ny antsasaky ny krema.
Somary alona kafe kely ny biscuits ambiny
teo dia apetraka eo ambony.
Averino indroa mandrapaha feno ny moule.

Tahirizo anaty frigo mandritra iray alina.

Hummm,... mafilotra an. Dia miandry ny fanasana e

Mascarpone : karazana fromazy fotsy italiana (Milan)
Cremovo Marsala : divay masaka nampiarahana amina atody (Sicile)


Tsara be le tiramisu
Astuces : nenako ataoko verre individuel rehefa misy invites et saupoudrer de poudre de cacao .
27. diamondra27 ( 24/08/2006 16:31)
hummm, ary tena mahay mahanjo doly reto namana reto kay an!
28. ferrari ( 25/08/2006 19:22)
diamondra27:

hummm, ary tena mahay mahanjo doly reto namana reto kay an!



Rehefa manana fotoana dia anaovako menu de fete ianao de la mise en bouche au dessert.
29. boubounezy ( 31/08/2006 15:57)
diam ferrari mési dôly fa mba ananjana zany za kou=D:miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1931