mitady tonon-kiran'ny spear ô mic le hoe a'll be alright

1. harfan ( 13/08/2006 03:00)
:P mba saika hitady tonon-kiran'ny spear ô mic azafady izay manana fa tena mila aho. Za manko tia be an'izy io ka izay manana dia mba alefaso ny tonony amin'ny faniryharinoro@yahoo.fr azafady indrindra:P:P:P:P(l)(l)(l)(l):roll::oops:
novalian'i SpearOmic ny 22/08/2006 17:18
2. Fiffi ( 13/08/2006 05:11)
a'll be alright sa I'll Be Alright ? misy an'ity ve ? "I'll be alright without you - there'll be someone else, I keep tellin' myself" ?
3. Herimiafina ( 13/08/2006 15:03)
Denaturer-o ihany ny adresse e-mail alohan'ny hametrahana azy eto fa ataon'ny robot publisitera matin'ny spam eo ndroky ry harfan!
Ohatra ataovy hoe: faniryharinoro "at" yahoo.france na faniryharinoro@XXXyahoo.fr.

Momba ilay tononkira, dai tsy mahalala izaho fa mba tiako koa izy io kanefa! :-*
4. Fiffi ( 13/08/2006 19:53)
Herimiafina: ka le io ve le hira ?
5. Zina ( 15/08/2006 17:31)
mba saika hitady tonon-kiran'ny spear ô mic azafady izay manana fa tena mila aho. Za manko tia be an'izy io ka izay manana dia mba alefaso ny tonony amin'ny


harfan a tsy itako io hiranao io fa raha ohatra mitady hira ianao dia mandehana ao @ ity site ity:
ao doly ny hira par ordre alphabetika ny pihira (Spears Britney)

http://www.lyrics.com/Default.aspx
6. Fiffi ( 16/08/2006 07:40)
Zina: tsy fantatra akory na io le tadiavin'i harfan na tsia fa hay moh nolazainy hoe halefaso mail !
7. Zina ( 16/08/2006 15:48)
Fiffi a,

Ilay titre nomeny tsy hitako satria mety tsy izy io...
ny nametrahako azy eto mba ho fantany ny sasany ny fijery azy.. dia enga anie izy mba hiverina eto dia afaka mijery an'ilay izy. za tsy hanoratra tsy dia tsara lotra hihihih
8. Fiffi ( 16/08/2006 16:00)
Zina: de efa naka tononkira tao zah aloha an! :-D:-D nanararaotra ! fa nahita an'io akia zah fa tsy fantatra marina na io le tadiaviny na tsia! Izy aza tsy niverina intsony koh!
9. SpearOmic ( 22/08/2006 17:18)
I’ll Be all right

I had to go out of ure life
Kill my dreams with a knife
Since my all world turned black
I’ve been crying to the floor but I need to react,
I only feel happy
When I think of U coming back to me

Hook *2:
I feel the blue but I know I’ll B all right
I miss U and I will turn on the light

Girl U know I gave U the best of me
Boy U know how much U really mean to me
I can’t deal the strife of my life without U
I gave U my life as ure wife I miss U
Oh I can’t stay this way stay this way
I need U

Hook *2

Baby Girl comment décrire ce lac de larmes et de peines/
Je t’aime/ est ce que ça en vaut la peine ?/ Tu m’as blesser mille fois/
même des fois/ laissé le cœur froid/ sans toi/ c’est des cauchemars/
et des nuits d’effroi/ j’ais tellement mal dis moi pourquoi ?/
la route est si longue et je tombe dans les trous a chaque fois/
Mais si t’es ma femme j’accepte de passer par là/
No matter all the struggles and the jealousy
I found my baby nobody can understand it but me
I’ll give U enough time to B ready
But in the mean time I’ll continue my life without U close to me

Hook * 2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457