mitady spons @ filatsahana ho filoha @ dec

21. pissoa ( 12/08/2006 13:38)
Njy ry HM an :-D:-D:-D

Tsy azoko tsara ny tenin'i bogosi fa tsisy point tsisy virgule mihitsy :roll::-D:-D:-D
22. bogosi ( 12/08/2006 13:39)
tsy maiko lolo le hevotrao ko!sa anao spons za dia ahy ni sisa?za ko mantsy teraka tao, mahamasina ihany ko @zay mba mampietsiketsika ny tanana
23. pissoa ( 12/08/2006 13:47)
Efa oe
I pissoa ve izany ry bogosi? hehehehe=))=))
24. Herimiafina ( 12/08/2006 13:53)
bogosi:
fa rehefa kelikely angamba dia ny vadiny president no anao strip


dia......

HM:
I pissoa ve izany ry bogosi? hehehehe=))=))
25. pissoa ( 12/08/2006 13:58)
Zah ngah manana profile-na vadin'ny president? :-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 12/08/2006 14:01)
son excellence pissoa:
Hihihi - zah mbola tsy ampy taona dia tsy mahazo manao an'zany
Zah aza zao tsy mahazo mijery kle



son excellence kiali:

enao ve no ataoko 1ére dame de enao indray no tsy hanampy an'ah
27. pissoa ( 12/08/2006 14:04)
Oops - ka efa hoe zah mbola tsy ampy taona :roll::-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 12/08/2006 14:06)
I Ranavalona fahatelo aza 17ans dia efa niaraka tamin-DRainilaiarivony efa ho 50ans! :-D
29. pissoa ( 12/08/2006 14:11)
Ka tamizany tsy nila sonian'ny RAD rehefa tsy ampy taona koa :-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 12/08/2006 14:14)
Ny azy aza tsy RAR fotsiny fa ny zanak'andriana rehetra no mila nanao sonia! hehehehe:-D
31. miangalyandria ( 12/08/2006 14:16)
eny tokoa ho'aho nefa izy no manjaka amin'ny tany ! :°) tairo lay strip e ! anay hijery :-P:-P
32. pissoa ( 12/08/2006 14:19)
Izany ve ry HM, tsy haiko indray izany retsy kle :-D:-D:-D

Tairo rangaha omeko an'i Miangalyandria ny toerana fa zah aloha mba hanao mpitazana an :@
33. Herimiafina ( 12/08/2006 14:21)
Io injay i pissoa fa hi-dezista!
Toroiko fika njy! rehefa misy zavatra tianjy hialana dia tsy njy no miala voalohany fa ny olona no ataonjy manala anjy ao!

donky mody maneke le offre hanao strip de refa tonga ao dai amnaova mille-bande fa siora aho fa hisioka ny olona hanala anjy eo ambony scene! hehehehe:-D
34. pissoa ( 12/08/2006 14:35)
Zah tsy manana mille-bande kou :cry::-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 12/08/2006 14:38)
Tsy voatery mille-bande kah, ohatra fotsiny io.
Ny fanaovana azy dai fantatro aloha hoe inona no "attente-n'ny olona" (ny zavatra andrasany, dai ny contraire-n'iny no avoaka, dai viadaka hiala ho azy teo, hehehehe:-D

Fikako fahiny io rehefa misy sipa mi-insitse tellement dia mody iarahako dai fantariko ny zavatra tsy tiany rehetra dai ataoko, ohatra mifoka sigara, migoka toaka, mandainga, dia normalement izy ihany no hiteny avy eo hoe...aleo misaraka fa tsy lasa, hehehehehe=))
36. pissoa ( 12/08/2006 14:49)
OK - tongava daholo aza eeeee =))=))=))

Andray! Le HM ity ratsy toetra :evil::-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 12/08/2006 15:10)
Ka rehefa hanaovana stara toetra dai tsy mahalala mijanona tsinona ny sasany fa misisika ihany nop ao andohany knou! :(
38. pissoa ( 12/08/2006 15:14)
:-D:-D:-D
39. Herimiafina ( 12/08/2006 15:23)
Ka ahoana madame la presidente an, izahay ziao manantena ilay nuisette kely chatain iny! hehehehe:-D
40. pissoa ( 12/08/2006 15:42)
Tongava any fa efa nampanamboatra milay be zah :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4199