ho antsika manolotra tononkira
1. lika
(
11/08/2006 09:06)
dia faly miarahaba antsika rehetra eto @serasera tononkira malagasy , ny zavatra voamariko dia ny ankabeazan'ny tononkira omentsika dia diso , na tsy ampy; ka hoy aho hoe tsy aleo ve hamarinina tsara vao ampidirina fa manjary manolo-bato mafana ny mpankafy fotsiny e! ka ny torohevitra omeko anareo dia, alohan'ny hampidirana azy ato anaty serasera dia henoy aloha ilay hira sady araho tsara ilay tononkira ka rehef
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:10
2. lika
(
11/08/2006 09:19)
dia rehefa hitanao fa marina sy ampy tsara daholo ilay tononkira dia ampidiro amin'izay .tsy hoe mitsikera fahatany aho fa mba nanome sosokevitra mba hahatsara zavatra ka ataovy toy ny voankazo an'ala re e! ny mamy hatelomy ary ny mangidy haloavy e!dia mametraka ny veloma finaritra ho an-tsika mpakafy e!
3. simplex
(
11/08/2006 09:24)
:D:D
sotra betsaka an'i lika. Tsara le torohevitra.:°)
Azon'i lika, ndraindray ny olona tsy manam-potoana hi-verifier-na an'ilay izy na koa hoe efa heritreretiny hoe marina iny. Indraindray kou anie isika manao fautes ihany na de efa mi-verifier impiry ary e. :D:D
Ny tena tsara zao ra azo atao de mba ovaina otran'ny karazana wiki kou ny tonokira de @ izay azon'ny izay mpihaino na mpahalala manitsy izay hitany hoe diso. :D:D
:-*:-*
sotra betsaka an'i lika. Tsara le torohevitra.:°)
Azon'i lika, ndraindray ny olona tsy manam-potoana hi-verifier-na an'ilay izy na koa hoe efa heritreretiny hoe marina iny. Indraindray kou anie isika manao fautes ihany na de efa mi-verifier impiry ary e. :D:D
Ny tena tsara zao ra azo atao de mba ovaina otran'ny karazana wiki kou ny tonokira de @ izay azon'ny izay mpihaino na mpahalala manitsy izay hitany hoe diso. :D:D
:-*:-*
5. hertix
(
11/08/2006 16:23)
ilay hoe "aza ilaozanao i lika, mpiandry ny tananantsika !!!"
vazivazy io sao tezitra i lika an!!!
vazivazy io sao tezitra i lika an!!!
7. lika
(
12/08/2006 18:17)
:aza mba mifana-lika ange ra hertix a!:cry::°)raha izany dia ho avy any aho hiandry ny tranonareo dia homany ao ny ravitoto sy henakisoa fa ataoko li"sa"ka dahôly ataovy vary gasy mena no miaraka aminy:-P jereo tsara ange rehefa hanolotra tononkira aho raha mahita diso ianareo é! ka rehefa izaho no manome tononkira, dia mahazo mihira tsy @kenatra eny an-kalamanjana ianareo .veloma daholo dia mandram-panoratra indray e!::lol::lol:
9. hertix
(
13/08/2006 06:44)
marina mihitsy aloha zany tenin'i lika zany fa vazi² ny ahy tetsy ambony tetsy e! Tokony assurer-na tsara le tononkira fa maha-menatra ny mihira hira diso tonony imason'olona
10. mihanta
(
13/08/2006 16:20)
miombon kevitra amin"i lika amin'ilay resaka tononkira.miezaka mitsara ny diso sy izay tratra ihany..fanampiny kely iray koa alohan'ny hampiditra ilay hira dia jerena sao mba efa nisy nametraka ao ilay izy mba tsy hiverina indroa na intelo.
soa hatrany ny fiaraha-miasa antsika:-*
soa hatrany ny fiaraha-miasa antsika:-*
11. Fiffi
(
14/08/2006 05:10)
marina kosa aloha fa mba tokony hitandrina hiany rehefa manomé zavatra an! Raha hanomé hiany de mba le tena izy no omena :)
