Mety hahaliana an'i Madagascar ity fikarohana ity

21. malalatinasoa ( 13/08/2006 15:25)
HM> Ay tena ao @ ilay kapoakanao mintsiny ilay izy kay. Azafady profesora :wink:
22. Herimiafina ( 13/08/2006 15:28)
Eeeeh, fahiny retsy izany ry malala! :-*
23. LazaDaddy ( 13/08/2006 23:00)
malalatinasoa:
HM>Azafady profesora
Herimiafina:
Eeeeh, fahiny retsy izany ry malala!
Tsy profesera intsony i Herimiafina fa efa nisondrotra ho "Laureate Professor" 8)
24. Herimiafina ( 13/08/2006 23:04)
Nietry ho mpianatra tsotra fa donjona e! :-D
25. malalatinasoa ( 14/08/2006 00:04)
LazaDaddy:

malalatinasoa:
HM>Azafady profesora
Herimiafina:
Eeeeh, fahiny retsy izany ry malala!
Tsy profesera intsony i Herimiafina fa efa nisondrotra ho "Laureate Professor" 8)




Tena zay mintsy ilay izy, :wink:, mbo ampenaro ry HM a :-D
26. boubounezy ( 20/08/2006 02:37)
:-D:-:o ny mba fantako njay dé aléoko iany minana vary gasy misy vato fa iny no tsisy mpanana.:-P:-D:-D
27. HESHA ( 22/08/2006 09:55)
boubounezy, vary zanatany vidiana fa ini tsi misi vato sadi tsarab fa mitombo be, be mpividi mitsi io zao ati ambanivohitranai ati
28. kitjo ( 22/08/2006 18:03)
malalatianasoa> misy toerana tsy afaka rano foana ao amintsika,

ain' ny faritr'i Betafo iny zao nitadiavana hevitra foana ny hambolena vary oh le any chine be rano reny fa oh tsy mety mitsy ny resaka irrigation, tsy hako resaka barrage angamba izy sa tsy tadidiko satria za tany faranyteo zao nisy ekipa mpianatra Vontovorona nanao an ilay izy resak aprojet any antsekoly dia h@ zao tsy mahita fik adol ze tany rehetra fa tsy haiko oe tsy manana reference amin' ny ataon' ny olona aty ivelny ve zareo (which is quite impossible) sa misy fitaovana tokn ilayna fa tsy ananana hi-etudier-na an'ilay izy?

faritr'i Fenoarivo iny koa manana probleme an'io inddray!

Fa zany oe le izy kosa aloh amety be iompiana tsonjo e :P
zany oe ra hay ny mamboly vary aminy to d vary sy laoka miys no vokatra iaraka.

Fa io lazain zandikely io fts oe 2semaines nefa le izy mandava-taona d aona re e! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2519