MBA MITADY OLONA
42. prime
(
14/09/2006 15:26)
fiffi> enao zao no hitako foana... :D:*
fa i xxx tsy tazana intsony e...:?:
fa i xxx tsy tazana intsony e...:?:
43. Fiffi
(
15/09/2006 19:23)
:*
iƩ tsy hita intsony izy ! fa angamba efa hitany kosa le olona notadiavina an!

47. xxx
(
30/09/2006 13:54)
Manahoana daholo nareo !
Ny ahy indray tena fitadiavana namana tena matotra ity raha mba misy mahalala na sendra izy mihintsy no mahita ity fitadiavako azy ity dia mba manorata eto azafady .
Misy namako lahy izay mipetraka eny Soavimasoandro eny izy , mbola mpianatra , somary lavalava ihany ary fotsy fihodirana .Mifankahita foana izahay isaky ny maraina @ 6h15 eo ho eo eny @ pave Soavimasoandro iny,izy handeha hianatra iny izany.Apres vacences teo anefa dia mbola tsy tafahoana izahay ka mba mitady azy aho.
Ny fomba fiakanjony dia HH ireny foana ( comme rapeur ), indraindray mibaby akanjo eo ambonin'ny cartable eny koa ,tso-bolo izy ary mpandray taxi be eo @ GARE SOAVIMASOANDRO eo foana izy isaky ny maraina . Mba lazao aho raha misy mahita na mahalala an'io namana io
misaotra eh !

48. Fiffi
(
07/10/2006 07:20)
mifankahita foana ianareo isa-maraina nefa tsy mba niresaka mihintsy ve ?
51. xxx
(
22/10/2006 09:31)
mifankahita foana izahay talohan'ny grande vacances teo iny ary isaky ny maraina . Izy handeha hianatra hamonjy ligne 160 eo @ poste Alarobia/Ivandry fa izaho kosa handeha hiasa @ io;mifampiarahaba fotsiny de mifampijery kely de zay ! Za nefa efa vonona hoe hiresaka mivantana aminy @ zao kay izy io mbola tsy hitako foana io ! niova ve ny ora fandehanany sa efa niova toerana mihintsy ry zareo ohatra ....
Izy bandy fotsy kelikely ,tso-bolo, lavalava ihany , mitondra cartable marika coast indray2,tia fiakanjo rap, mibaby akanjo indray2,tia mitsiky kely refa arabaina iny ;;;
Mba teneno ihany aho rehefa mahita ity hafatra ityizy na ianareo izay mety hahalala azy. misaotra

52. Fiffi
(
22/10/2006 17:02)
xxx:io aloha de fanontaniana sarotra hiany ny hamaliana azy an! raha tsy hoe tena misy ankizy mahafantatra azy ato an!
niova ve ny ora fandehanany sa efa niova toerana mihintsy ry zareo ohatra ....
54. Fiffi
(
25/10/2006 21:53)
xxx: fa de mahereza fa mety mbola handray an'io bus io hiany izy @ fotoana tsy hampohizinao an!enganie !
55. prime
(
03/11/2006 09:33)
Fa milay b koa ilay ohatr'izay an... ilay @ fotoana tsy ieritreretana iny no hita tampoka ilay olona...:wink: