ahoana no ahafantarana fa tena tia anao ny namanao
21. bobone
(
09/08/2006 11:59)
:-D:{izany an!
misaotra akia Diamondra!marina ny eritretrao ,
manantena mba ahita namana tena tia , tsy mba namanamana fa tena namana!
isika rehetra tsy ankanavaka
mahafinaritra e!:D:D:D:):):)

23. diamondra27
(
09/08/2006 13:16)
fiffi: :-D:-D
tu sais compter?:-D tu peux compter sur moi zany e!
bobone: raha vao misy zavatra manjo anao de miala pas ny olona e!
na de tsy manakohanina aza enao ka tonga any aminao ny namanao de 'zay no amantatrana azy fa tena namana
tsy vitan'ny bla bla bla ny fiainana ange e!
misy anefa sincère fa tsy afaka satria be asa
ié de adinoko ihany koa le fikabe: misy refa angatahina service de oe: aoka aloha fa mbola sahirana 'za (miala pas io an)
de raha hanananao vola indray izy de ozy oe: andraso aloha fa maty ny dadatoako, de aveo njay nisy an'izao sy izao njay de à la prochaine fois i ranona njay mbola narary de etc.... tsy azonao intsony le volanao ny dikan'izay
nefa mba namonjena azy no nampindramana le vola de zany no ataony anao.

25. Fiffi
(
10/08/2006 06:34)
de miandry ny fankahitana @ diamondra zany aloha mba hanisy ny ratsa-tanana eo ambony lohany!
Fa na izany aza aloha efa je compte sur toi ! :-D:-D:-*:-*

26. naritsimba
(
10/08/2006 08:56)
Ny tena namana dia: Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
Jaona 15:13
Iza amintsika tokoa moa sahy milaza fa tia ny namany ka sahy hamonjy azy ary mahafoy ny ainy raha sendra eo anoloan'ny tsy azo anoharana izay lazaintsika fa tena namantsika?
Ny atao hoe sakaiza mantsy eto dia namana. Ary antsoina hoe sakaiza koa na dia ny vady aza.
Raha tsy mahatanteraka io teny io ianao dia aza mihevi-tena fa tena namanao ilay olona lazainao fa namana iny.
misaotra namaky.

27. miyah
(
10/08/2006 12:44)
Fa i bobone miteny io zany tena mbola ts nahita ny tena atao oé namana!!!!za alou efa victime na namana saingy ra ts victime enao ts afaka ny hamaritra ny tena atao oé namana ko!
Ny tena namana zao amik oh fotsiny d ts votery oé hitanao isan andro, mifanerasera lava, sns..... fa kosa anefa arak n voalza teo alou d mahatsiaro foana anao ds toutes les circonstances
Ny namana ko ts misorona miteny, na mety na ts mety ny atao, za tena miaina ao anatin izany zavtr zany, raha ataoko oé ndraindray aza io tena namako io ts atakaloko ny olo tik mits satry ny tena namana aki ts mamadika zany, fa ny lehilahy andry mbola mety hamadika andry na efa nifanao voady eny @ mairie sy any amin alitara aza a!
Tu as bcp de temps devant toi pour chercher la meilleur ou le meiller ami(e)
Ary ny olona ts azo jugé amn apparence mits, moi gs8 pas d'accord am lé oé lazao ahy ny namanao d fantatro ny toetranao, ts marina io, enao v ra manana namana pute d ilaza fa pute enao!!!!!ra manana namana mpangalatyrta gaigy lahy b d oé manao magouill miaraka aminy!!!!il faut comprendre fotsiny oé ianao minamana aminy io no mety votendry hanova azy
Be kabary b é!!!
Fa ny marina alou d tsra ny tena mahafantatr ny tena namana sy ny namanamana é!

28. simplex
(
10/08/2006 13:34)
miyah:
zavtr zany, raha ataoko oé ndraindray aza io tena namako io ts atakaloko ny olo tik mits satry ny tena namana aki ts mamadika zany, fa ny lehilahy andry mbola mety hamadika andry na efa nifanao voady eny @ mairie sy any amin
alitara aza a!
mitovy ihany zany. Ny tena ol tianao kou tsy hamadika anao izany. Toy ny hoe ny tsy tena namana mety hamadika anao. :D
miyah:
Ary ny olona ts azo jugé amn apparence mits,
^:^^:^
miyah:
moi gs8 pas d'accord am lé oé lazao ahy ny namanao d fantatro ny toetranao, ts marina io, enao v ra manana namana pute d ilaza fa pute enao!!!!!ra manana namana mpangalatyrta gaigy lahy b d oé manao magouill miaraka aminy!!!!il faut comprendre fotsiny oé ianao minamana aminy io no mety votendry hanova azy
samihafa aloha ny ho namana sy ny efa namana e. Ka ra ohatra hoe efa namana no resahina eny ambony de marina io. Satria ve enao efa elabe miaraka miraozy @ pute, tsy maintsy hoe mipetraka ihany ny fanontaniana. Ra hoe ol zay vao niaraka nifandray aminao de samihafa mety hoe enao no hanitsy azy. @ zay nefa mbola tsy azo lazaina hoe tena namana araky ny filazanao azy tetsy ambony. :°)
miyah:
Fa ny marina alou d tsra ny tena mahafantatr ny tena namana sy ny namanamana é!
^:^^:^
Tsy hoe anavakavaka akory ny tanjona fa misy zavatra "important" azo ankinina @ tena namana toy izay ny namanamana izay tsy fantatra na hanary anao na ahoan. :°):°)
:-*:-*
29. Herimiafina
(
10/08/2006 15:33)
bobone:
8)8)fa hono oah! ry reto an!
ahoana no hahafantaranao fa tena tia anao ny namanao! na lehilahy na vehivavy!
eo @ fiteny ve ! sa eo @ fitsiky ve ! sa eo @ fiainany manontolo ve!
Izy rehetra. Manaova mahantra be dia izay mijanona ho namanao eo no tena tia anao! :roll:
30. arson
(
11/08/2006 05:29)
amiko kosa indray aloha ny namana tena tiko sy tia ahy de le oe mifampihinana ny manta sy ny masaka.nefa de lazaiko anareo fa na tinao be tahaka ny inona aza io namanao io de tsy ho tiny tahaka ny iray tampo aminy ianao.Matetika ary ireny no tena mamadika,ny mpiray tampo mifanapatsinay aminao zao aza indray2 manao ny tsy mety aminao indrindra fa olona tsy taova tsy volo2 ery.Fa zay fotsiny e! na mifankatia be tahaka ny inona aza ianareo de tandremo ihany fa malamamaina ny tany ka sao lavony ianao fa tsy mahalavo azy.
33. miyah
(
11/08/2006 08:22)
Ny olona rehetr ts mis parfait ka na ray tampo io na tsi ny tena namana d ts ilaozan zay problem fa ny fahamatoran io finamanana io no mitondra an io! ny zavtr nampifamatotra, ny zvtr niara niaina éééé!!!!!!
LA COMPREHENSION indrindr
LA COMPREHENSION indrindr
34. Herimiafina
(
11/08/2006 18:34)
Fa sarotra ry zareo ny hahitana ny tena namana aty andafindrika aty klé.
Nihevitra foana aho fa ny any dago no sarotra noho ny fahsahiranana, fa ny any aza no mba manana valeur humaniste kokoa fa ny aty tsy miteny ny namana raha tsy misy saosy na kaly bonne na revy mianinga, ary izay mampirevy ihany no be mpihaino sy be mpisolelaka klé. izay ve le capitalista e! :-D

36. Fiffi
(
12/08/2006 06:37)
efa nanisa 5 zah de fantako zao fa hay tena namana le olona ! sa tsy zany ry diamondra ?:D
37. diamondra27
(
12/08/2006 16:47)
hehehe! ka le sosy ihany no tadiaviny aminao e!
fiffi: tsy maintsy eo ambonin'ny lohany no anisana azy raha tsy izany tsy mety

39. namanao
(
18/08/2006 08:17)
bobone:
8)8)fa hono oah! ry reto an!
ahoana no hahafantaranao fa tena tia anao ny namanao! na lehilahy na vehivavy!
eo @ fiteny ve ! sa eo @ fitsiky ve ! sa eo @ fiainany manontolo ve!
anampiako ny voalazan'ny namana isany avy dia hitako ho namako kokoa ireo zay mahasahy manitsy ny tsy mety ataoko sy eo amiko no sady mahavita manoro hevitra hampivoatra ahy bebekokoa hatrany.