io fitia io

21. Herimiafina ( 10/08/2006 15:36)
diamondra27:

HM: Tu mérites an'le olona hendry sy maontina an!


Indrisy nefa fa oloona supposé ho hendry sy maontina avokoa ireo vipera nandalo teo! :roll:
Avy aty amiko ary ve le olana klé? Anjaso klou hijery fitaratra kely, ny tena toa sady tsy de bogosy no tsy be saosy no tsy de be detanty loatra nefa e! Fa dai inona loatra aza?
22. cutie ( 10/08/2006 15:39)
HM mampa:-D
23. Herimiafina ( 10/08/2006 15:41)
Tsara anie retsy ilay fitiavana e, saingy simban'ny vola sy ny voninahitra ary ny vo....(censuré), hany ka ireo no lasa mandrefy ny tolotra sy ny tinady.

Mody masian sy anjely avokoa rehefa mbola tsy tafiditra fa vatany vao mahazo vahana kely hoe tafiditra dia mivadika galifantsy daholo na lahy na vavy klé. :roll:
24. cutie ( 10/08/2006 15:42)
:roll::roll::roll::roll:
25. cutie ( 10/08/2006 15:43)
mbola tsy niova ihany i HM hatramizao :-D
26. Herimiafina ( 10/08/2006 15:46)
Hiova ho aiza moa akia? izay no maha-HM anah knou, hafa le HM niaraka taminjy fahiny ireny! hehehehe:-D
27. cutie ( 10/08/2006 15:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
io mbola hitako tsy niova io koa hafa :-D
28. Herimiafina ( 10/08/2006 15:51)
Fa naninona marina ndry no lasa retsy tamin'ireny sa nahita ny ankoho tamantrano dai nanary an'i HM akanga tsara soratra? hehehehe:-D
29. cutie ( 10/08/2006 15:57)
lasa in a :roll:
30. Herimiafina ( 10/08/2006 16:15)
Lasa akanga tsara soratra foana hoa i HM fa tsy akoho tamantrano tsony e! hehehe:-D
31. cutie ( 10/08/2006 16:21)
hay tsara zany :-D
32. Herimiafina ( 10/08/2006 16:29)
"madame cutie":
mbola tsy niova ihany i HM hatramizao


Inona aloha no tinjy hiova e? :-D
33. cutie ( 10/08/2006 16:35)
aoka ihany :-D
34. arson ( 11/08/2006 05:41)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):*:*:*:*:*:*
bisous bisous minou minou andray re olona o! tena mamy ny FITIAVANA AN!
35. pissoa ( 11/08/2006 08:50)
Herimiafina:

Tsara anie retsy ilay fitiavana e, saingy simban'ny vola sy ny voninahitra ary ny vo....(censuré), hany ka ireo no lasa mandrefy ny tolotra sy ny tinady.

Mody masian sy anjely avokoa rehefa mbola tsy tafiditra fa vatany vao mahazo vahana kely hoe tafiditra dia mivadika galifantsy daholo na lahy na vavy klé. :roll:
Njy zany zao efa galifantsy? Alazako tsara io anio :roll::-D:-D:-D


36. Herimiafina ( 11/08/2006 18:29)
Zah mbola tsy tafiditra akory dia efa galifantsy kah, zah tsy mba metsara velatsihy zany fa haka izy tsara tsy haka izy tsy maninona, any amin,ny enina miliara ambiny indrya aho mitady. hehehehe:-D
37. pissoa ( 11/08/2006 19:09)
Hihihi - zany ny pro ve :-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 11/08/2006 19:12)
"Je ne suis pas le bon soldat que vous voulez voir, je suis juste moi-meme" Bennis (2001) (l)

Ny Ntaolo:
Aleo vandan'imaso toy izay vandan'ivoho
:-*
39. Fiffi ( 12/08/2006 06:39)
arson:
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):*:*:*:*:*:*
bisous bisous minou minou andray re olona o! tena mamy ny FITIAVANA AN!
zany an ?


40. malalatinasoa ( 14/08/2006 00:18)
dray dray dray, henjana izy zany :lol:
Aleo manaraka an'i cutie sy mandrindra tsy aditra ka :-D.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6971