Nakaiza ireto akamako ireto e?

61. diamondra27 ( 14/08/2006 05:14)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
c'est pareil ici, j'ai déjà répondu mais je ne vois pas ma réponse
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
62. Fiffi ( 14/08/2006 05:30)
aza tezitra tahak'zao akia diamondra fa mety le t@ nanamboarana ny sera2 no nahatonga an'io an! zah koh aza zay nalefako omaly heu...nisy hiany no tsy tafiditra! :-*:-*
63. andry08 ( 14/08/2006 09:32)
:-D:-D bon! ny hafa angaha tsy namana sa efa voafidy? Eny ary e! Bonjour foana e!
64. diamondra27 ( 15/08/2006 17:42)
ka za ve akia ry fiffi mba manokana fotoana kely ho an'ny serasera nefa le izy nanjavona koa;




sssssssssss, omeko :D ihany aloha e! mbola be ny sisa.

ka le izy nge efa niseho de efa nisy namaly donk efa enregistrer any ho any saingy mbola asa be 'zao ny hitady an'izay koa.
BON COURAGE ho an'ny mpikarakara E:-*:-*
de lazao hoe: inona le niova kay?
65. Fiffi ( 15/08/2006 18:11)
diamondra: de havereno fotsiny akia an! :):-*
66. diamondra27 ( 15/08/2006 18:20)
fiffi: toi njay an!
ze vita de vita e!


namako daholo nareo ho'aho na vavy na lahy, fa arakaraka ny relation no raisiko toy ny mpianadahy na maha namana na mpiara-miasa eto @ity serasera ity.

:-*:-*:-*:-*

fa ny fifanajana no zavadebe amiko.
67. Fiffi ( 16/08/2006 07:32)
68. prime ( 17/08/2006 08:54)
zah koa t@ lay namboazina iny ny sezaseza, mbola nanoratsa ihany d very daholo e...:°):-D:-D
69. Fiffi ( 19/08/2006 07:08)
hatraty io an! :-D
70. prime ( 21/08/2006 13:43)
:-D:-D:-D
71. Fiffi ( 21/08/2006 19:20)
:lol:
72. prime ( 22/08/2006 11:59)
Dia mbola ato ihany ny tena na dia tsy misy mpitady aza e...miteny irery mihitsy indray2... indrisy :(
73. Fiffi ( 22/08/2006 16:30)
hatraty io an! :(
74. Herimiafina ( 22/08/2006 20:55)
Zah koa aza adino tsy mba misy mpitady knou. I Fasaly ihany izao no mba mpitady ahy tato refa tsy hitahita zah! :oops::-*
75. prime ( 23/08/2006 07:01)
ndao isika tsy mis mpitady mba hamoron-dresaka koa e...:lol:
76. Fiffi ( 23/08/2006 16:09)
raikitra :):-*
77. prime ( 24/08/2006 09:22)
alefao ary e, manao ahoana zao ny andro any? aty dago (tana sy bira indrindra2) frizy b an...
78. Fiffi ( 24/08/2006 09:33)
ny mahagaga kosa akia de zao an! aiza ve de isakin'ny hoe miresaka de tsy maintsy ny andro foana no hanombohana azy ? :-D:-D:-D
79. prime ( 24/08/2006 10:16)
Ho ento indray ary e, mba tsy nety indray iny nataoko iny...:-D:-D:-D
80. Fiffi ( 24/08/2006 12:52)
heu...nga moh akia tsy ny lhl foana no mahita zavatra lazaina voalohany ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6917