Inona ny vokadratsin'ny fako manerana ny tanàna

21. fijo ( 08/08/2006 16:38)
baradaka,fa ity kosa ny tombotsoa azo aminy.satria maimbo be le fako,dia tsy koi ela raha mandefa rivotra fa avy dia mifangaro ao ihany ny fofona.
22. watafon ( 09/08/2006 18:29)
kiiii ! :-D:-D:-D:-D
23. fijo ( 09/08/2006 19:40)
mba lazain akoa ny mahatsara azy ko
24. watafon ( 10/08/2006 18:10)
marina alou zany e! :-D
25. Fiffi ( 10/08/2006 19:53)
=))=))=))=)) de aza mitorina ny loha fa tsy hay tsony ve hoe avy taiza zany fofona zany ? :-D:-D
26. fijo ( 11/08/2006 18:52)
izay mihintsy,araraotina eo fa sao wain
27. Fiffi ( 12/08/2006 05:00)
:-D:-D:-D ary lery mametraka dinika de iny nanjavona
28. watafon ( 13/08/2006 19:21)
te hampiditra an'ilay resaka ftsn izy k !:-D:-D
29. Fiffi ( 14/08/2006 05:00)
lasa nanadio ny tanana kah!
30. watafon ( 14/08/2006 08:39)
possibla mitsy zany k !
31. Fiffi ( 14/08/2006 09:26)
efa mba madio kosa angamba zay eh ? efa ela nge eh!
32. fijo ( 15/08/2006 19:17)
namela fofona lery dia dila
33. watafon ( 15/08/2006 19:43)
:-D:-D d nisy nanampy trotraka koa le fofona avy eo !
34. fijo ( 15/08/2006 19:50)
hi i i izay le fako miavovona e
35. watafon ( 15/08/2006 19:55)
:-D:-D:-D
36. Fiffi ( 16/08/2006 16:16)
ountsss ! nareo koh tsy mba kopy zavatra mihintsy an! nangetotra maimbo be le olona de lasa nitsoka fa menatra de mody mijery etsy sy ero hoe avy aiza zany fofona zany satria jeren'ny olona izy koh!
37. watafon ( 16/08/2006 19:13)
hay v e !!!:-D:-D:-D
38. fijo ( 16/08/2006 20:56)
ka izay wa le mahatsara ny loto eran'ny tanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375