fitiavana tsy fantatra hoe ahoana

1. travy ( 04/08/2006 05:01)
izaho de lhl,ka manontany anareo rehetra aho hoe
"NY TIA VE TSY MAINTSY MAHANDRY IZAY HATONGAVAN'NY TIANA NA RAHOVIANA NA RAHOVIANA"

"METY HO ZAKAN'NY SAINA VE NY ZVT METY MISY NEFA
NEFA TSY HITAN'NY MASO"
novalian'i stayer ny 06/09/2006 18:52
2. Fiffi ( 04/08/2006 05:03)
Miankina @ le fitiavanao ny tianao hiany io eh! fa nga kosa hono rehefa tsy hitan'ny maso de ....??
3. patrick2002 ( 04/08/2006 07:07)
Miankina @ izay zavatra efa nampifamatotra sy lalana vitanareo teo @ fiainana ihany io Oh zanaka iaraha-manana, efa misy betsaka ny zavatra tafatsangana trano ,sns, raha tsy izay dia tsy adala ny taolo miteny hoe lavitry ny maso lavitry ny fo, ary ao koa ilay hoe Ny afo lavitra tsy azo hamindroana.:lol::lol:
4. razokybe ( 04/08/2006 08:37)
patrick2002:

Miankina @ izay zavatra efa nampifamatotra sy lalana vitanareo teo @ fiainana ihany io Oh zanaka iaraha-manana, efa misy betsaka ny zavatra tafatsangana trano ,sns, raha tsy izay dia tsy adala ny taolo miteny hoe lavitry ny maso lavitry ny fo, ary ao koa ilay hoe Ny afo lavitra tsy azo hamindroana.:lol::lol:

na dia misy aza anie ny mampifamatotra dia tsy mitovy firehitra ny fitiavana tany aloha nahatsanganana sy nahazoana ireny rehetra ireny sy ny amin'izao e!

5. tsanga ( 04/08/2006 09:48)
Tsy misy miandry tsy misy akosa aloha e.afaka miandry ihany fa misy fetrany sao de miandry vasoka eo
6. nyrsi ( 04/08/2006 12:21)
Ny fitiavana dia maharitra ny zavatra rehetra e, raha tena betsaka ao aminao ny fitiavana dia mahandry foana enao.Zah lehilahy no miresaka aminao, fa ilaina say mila hianarana ny patience. Mazotoa fa izay maharitra hatramin'ny farany no ho vonjena e.
7. soanja ( 04/08/2006 12:52)
Yep, tena izay tokoa ka. Rehefa tia dia mahandry. Tsy miova ary mandrakaizay.
8. HESHA ( 04/08/2006 13:06)
Fanontaniana saro-baliana, nefa raha ny fahitako azy am ara-nofo, mafimafy ihany ho an ny lehilahy na ny vehivavy ny "mahandry" raha fotoana ela le izy. Tsy midika anefa zany hoe tsy tiany tsony le oul an, fa zay le maha-nofo azy.
Zakan ny saina refa tsy raharahiana satria fantatra ny nahatonga le izy.
9. soanja ( 04/08/2006 13:13)
Nitranga tamin'ny fiainako izany dia hitako fa tena misy tokoa io. Izay maharitra tokoa anie ka vadin'andriana e. Ny tena fitiavana dia tokony ho mandrakizay fa raha mbola miovaova hevitra dia mbola tsy izy izay.
10. diamondra27 ( 04/08/2006 14:31)
ka inona le zavatra mety misy?
11. soanja ( 04/08/2006 18:14)
soanja:

Nitranga tamin'ny fiainako izany dia hitako fa tena misy tokoa io. Izay maharitra tokoa anie ka vadin'andriana e. Ny tena fitiavana dia tokony ho mandrakizay fa raha mbola miovaova hevitra dia mbola tsy izy izay.


Ilay Faharetana sy ilay atao hoe Fahatokisana.


12. titis ( 04/08/2006 19:16)
Somary saro-baliana ihany ilay fanontaniana fa izao tena
13. titis ( 04/08/2006 19:25)
lazaiko eto kosa aloha fa raha vao lavitry ny maso hono lavitry ny fo ,nefa kosa izay maharitra vadin'andriana ,ka io samy miankina @ tsirairay izay fantany fa mety aminy.
14. Silo ( 05/08/2006 06:36)
Travy>: tsy mitombona kosa amiko izany hoe lavitry ny maso lavitry ny fo izany! satria Rehefa tena misy io fitiavana io de manana faharetana foana ny ol 1, ary mihevitra ny ol tiany ho toy ny eo akaikiny eo foana na dia tsy eo aza ny 1,

Mahaiza mi-occupé ny fotoananao ianao de ho hadinonao ny fahabangan'ilay olontianao eo @ fiainanao.

15. Herimiafina ( 05/08/2006 14:39)
travy:

izaho de lhl,ka manontany anareo rehetra aho hoe
"NY TIA VE TSY MAINTSY MAHANDRY IZAY HATONGAVAN'NY TIANA NA RAHOVIANA NA RAHOVIANA"

"METY HO ZAKAN'NY SAINA VE NY ZVT METY MISY NEFA
NEFA TSY HITAN'NY MASO"


Sady aza miandry no raha misy zavatr ahiana dia aleo hijanona fa mianjera eny amin,ny vatan'orona ireny raha mivoaka aty aoriana! :^)

16. miangalyandria ( 08/08/2006 17:03)
fa fitiavan'iza moa ilay andrasan'i travy e ! angaha indray i travy tsy efa manambady, somary tsy azoko. sa hoe fitiavana amin'ny ankapobeny ilay resahinao ?
17. fijo ( 08/08/2006 20:21)
aza maminavina dia milamina io e
18. fameusecousine ( 08/08/2006 22:30)
ahatongavan'ny tiana ahona fa tsy azoko...zany hoe miandry fa tys mihetsika ve ..ny fitiavana anie ca se construit fa tsy mana latsaka avy any @ tsy fantatro ehh^^^^
19. irery1 ( 31/08/2006 18:59)
:slt!!!!!!!!
tadidio fa ny fitiavana rehetra de mila faharetana sy tsy maintsy misy fisedrana ka izao no izy (à mon avis) : voalaohany indrindra aloha dia aza mihaino vavan'olona fa n'inona2 zava-misy refa tsy ny masonao no mahita na ny vavany no miteny dia ataovy ohatran'ny tsy misy
Faharoa dia tadidio fa mila fifampatokisana ny fitiavana na ianao izany na izy
Ary fahatelo dia refa tia azy ianao endraso izy fa tsy ianao irery no miandry fa izy koa satria ra mbola tsy tafakambana ianareo dia mifampiandry izany ary tsy mahadiso sy mampahery koa ny maka toky matetitetika (sy manome toky koa a!!!!!!hi!hi:
20. tywa68 ( 01/09/2006 10:11)
=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.728