Ny Fiforonan'ny Fanahy (Jiosy)

21. prime ( 10/08/2006 11:22)
22. soanja ( 10/08/2006 12:21)
Lasa any amin'ny Ray vs Reny (jiosy) ny hevitra nomeko momba an'ity fiforonan'ny fanahy ity. Zany hoe mifampitohy ireo. Hevitry ny kabbalists daholo momba ny fiainan'ny olombelona.
23. prime ( 10/08/2006 12:38)
24. rakaroka ( 22/09/2006 20:45)
Samy eo am-pikatsahana izay fitodiky ny fiainana angamba!: Ifamenoana ny resaka:ny Kabbal ve tsy resaka étude fandinihina chiffre ?...Ianareo miresadresaka hoe mety izao... na izao...fa misy amin'ny étude: tamboalohany mantsy rizareo Grika no tena nanao izany:i Pythagore, philosophe grec du VIème siècle avant Jésus dia nilaza message éssentiel hono hoe:"Tout est arrangé d'après le nombre" aty amin'izao androntsika izao dia be ny fandinihina numérologie izay hi-détérminén'ny olona maro zava-maro mikasika ny fiainana! Toa rizareo atsy CANADA no isan'ny matanjaka amin'izany:
Ka miala any amin'ny date nahaterahana mihitsy dia efa misy "etat de conception-ny olona iray", miampy ny anarana.
25. rakaroka ( 23/09/2006 09:25)
Izany hoe ny "Grèce antique, ny Egyptiana ary rizareo
Sinoa no tena mpampiasa "numérologie" ary ni-pratiqué izany efa plus de dix mille ans rizareo.
Ny poitra aza efa taloha elan'izany mihitsy.
tsy fantatsika loatra 'ngamba satria boky hafa no famaky no zary tabou sy tahotra mihitsy ny mi-affronté karazam-pahalalana toa itony.
Fa maninn no resahiko eto izany?
Satria voalaza fa ny science les plus excats parmi tant d'autre izy ity ka ny fanhafantarana azy hono ahatsapana ""une solide vérité et la question du "pourquoi?" ne se posera pas§
26. rakaroka ( 23/09/2006 09:40)
En faite chacun d'entre nous émane du Dieu éternel; que nous sommes tous une parcelle de la puissance divine. Elle suppose aussi que nous avons tous vécu plusieurs vies antérieures dans le passé et que la plupart d'entre nous aurons encore plusieurs vies à l'avenir. Ces vies sont vécus afin que nos esprits, nos âmes, puissent grandir en connaissance, et par-dessus tout en compassion, en charité et en compréhension. L'objectif final étant, une fois que nous serons devenus parfaits, de rejoindre la puissance divine... Cette vie actuelle, c'est nous qui l'avons choisie, et nous vivons en accord avec nos buts préconçus. En organisant sa vie, chacun a détérminé son propre chemin, son propre destin.. En faite misy réf novakiako ireto:
"La vie secrète des chiffres de Kevin Quinn Avery"
"ABC de la numérologie" de Jean-Daniel Fermier et
"Comment bien élever son enfant d'après son signe astrologique" de Sylvie Bar Benneu
27. prime ( 26/09/2006 07:58)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074