Nofy misy dikany.

41. majesty ( 11/08/2006 09:53)
diamondra_27 efa notantaraiko tery ambony ka
fiffi::-*
42. Fiffi ( 11/08/2006 12:14)
:D:-*
43. diamondra27 ( 11/08/2006 20:15)
majesty: ok fa anjaso averina vakiana

mimich: ny nofy examen indray de resaka jugement,, contrôle,, évaluation, épreuve,annoté par un tiers

diniho tsara ny zavatra manjo anao @io période io de fakafakao antsipirihany le nofy fa misy hifandraisany raha vao nisy oe: resaka exam

dikany izany de 'zao e: oh====> nanonofy tafita enao de tafita izany enao @ le épreuve manjo anao @zao fotoana

nanonofy oe: tara taxibe: de mbola misy tsy tanteraka izany le zavatra katsahinao atao aloha fa misy fahatarany . Azonareo ve le tiako lazaina
44. diamondra27 ( 11/08/2006 20:21)
majesty: aza de atao tsirambina io lazainao io fa azoko lazaina manana don ianao tokony hi-exploiter-nao.
Ary le izy zavatra tsara fa tsy ratsy satria manampy ny manodidina anao. Siora mihitsy za fa raha raisinao sérieux le izy de hahasoa ny manodidina anao

bon courage, asio fandinihina kely.
Mety tsy fantanao hoe: don le izy de tsy de efficace.
'Za koa tsy mahay manazava tsara
Isika olombelona rehetra manko de manana don daholo fa zany hoe: tsy dinihintsika le izy fa hamaivanana de manjary tsy misy valeur

Ohatra: misy olona manana don ny hivarotra toy andry zareo avy ao ambatolampy ohatra no havanana @io
ao kosa ny sasany manan don @ fanasitranana, @ fitarihana olona, etc...
Koa samia mandinika ny don-ny avy e
45. Fiffi ( 12/08/2006 04:52)
tena misy mihintsy ny olona manana don an! ary tena mahavariana mihintsy ny zavatra hataony!
46. diamondra27 ( 12/08/2006 16:21)
fiffi: miala tsiny aho raha hiteny eto fa ny anjy izao ry fiffi ny don -njy de hitako fa don tsotra @olona=sympa , tsy ny olona rehetra no afaka manao izany. Koa de mahaiza ny mitantana azy e!:wink:
47. Fiffi ( 12/08/2006 19:41)
ny don-i diamondra indray an! de ....andraso aloha zah hiheritreritra tsara fa efa nanisa hatramin'ny 5 zah an! :)
48. diamondra27 ( 13/08/2006 08:40)
fiffi: ny ahy iny efa haiko ka! za koa mahay manisa tsara de je compte sur toi(1/2/3/4/5):wink:
49. Fiffi ( 13/08/2006 12:18)
nijery hiany zah hoe inona no nisaina tamiko fa tsy hitako ! :-D
50. Fiffi ( 14/08/2006 05:18)
gravy be le nofiko alina teo an!:(:(
51. mimich ( 16/08/2006 09:05)

diamondra27:

mimich: ny nofy examen indray de resaka jugement,, contrôle,, évaluation, épreuve,annoté par un tiers

diniho tsara ny zavatra manjo anao @io période io de fakafakao antsipirihany le nofy fa misy hifandraisany raha vao nisy oe: resaka exam

dikany izany de 'zao e: oh====> nanonofy tafita enao de tafita izany enao @ le épreuve manjo anao @zao fotoana

nanonofy oe: tara taxibe: de mbola misy tsy tanteraka izany le zavatra katsahinao atao aloha fa misy fahatarany . Azonareo ve le tiako lazaina

tsy resaka exam ihany fa santionany io ee
misy ndray2 oh eritreritra mandalo tampoka izany ,
de tsy raharahaiko de nefa ela be aty aoriana , de realiser ilay izy de eo aho vao tonga saina we zay ilay eritreritra , na iza ilay nofiko
52. Fiffi ( 16/08/2006 16:02)
mimich: le niheritreretina no tena tonga foana ny valiny @ fotoana tsy nampoizina eh ?
53. bmw307 ( 20/08/2006 20:01)
ary to tsihita intsony i soanja fa nankaiza?
54. soanja ( 20/08/2006 22:04)
Mbola eto aho fa aza manahy ianao e. Mbola sahirana amin'i bebeanay fotsiny aho dia tsy mahita havaly. Izy manko tena miresaka amin'ny nofy tamiko tato ho ato nefa izy mbola tsy mahatsiaro tena. Rehafa misy tohiny io hoe sitrana ihany bebenay na ahoana dia manoratra aho. Fa mandritra an'izay dia mba mivavaha ho azy ianareo mba ho salama izy fa efa manao veloma foana manko izy ato amin'ny nofiko.
55. majesty ( 21/08/2006 15:39)
diamondra_27: iny ndray no tsy tao an-tsaiko hoe "don" za kou tsinn tsy d nieritreritra an'zany loatra fa refa tonga eo @ le toerana za vao tonga saina hoe lalana efa nalehako ity d na izah aza gaga amin'ny tenako:D
56. Fiffi ( 21/08/2006 20:46)
majesty: fa inona indray no nofisinao tao ? :)
57. nofyy ( 29/07/2021 20:00)
salama, sao mba misy hafaka hanazava ity nofiko ity fa efa nandritra ny taona maro aho no nanonofy azy, lava be ilay izy fa ezahako hofintinina. Nisy olona efa lehibe izay notazaiko, efa ho 7 ans izy zay no maty, kanefa nanomboka izy maty dia manonofy azy foana aho. Indraindray, ny fiainanay t@ izy mbola velona, no nofisiko, fa ny tena nampataotra ahy de t@ izaho bevohoka ny zanako voaloha, de nenjehiny aho oe oalainy fa tsy azony. Ny tena mahagaga ahy de isakin'ny hisy zavatra hitranga eo @ fiainako de manonofy io olona io foana aho, ary indraindray de tsy mandeha @ze laoniny izay zavtra kasaiko ay eo. Efa ho 8 taona aho zao no manonofy azy foana, inona kay no tokony hoataoko, de inona iany koa, no antony anofisako azy foana atr@ izao ?
Misy adinoko, talohan'ny ahafatesany dia niteny t@ko izy hoe "efa te ho faty, de novaliako oe, aza miteny anzany, de ozy izy avy eo t@ko oe, fa aleo ndry no mandeha alohako" de sanatria ve misy hifandraisany ? Misaotra namaky atr@ farany. De mba manantena fanazavana.
58. nofyy ( 29/07/2021 20:01)

59. nofyy ( 29/07/2021 20:01)

60. nofyy ( 29/07/2021 20:02)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895