PPE-Anti VIH, mba mandaitra ihany ve e!
27. Fiffi
(
14/08/2006 09:28)
de hijanona ho virja eo foana ve nohon'ny tahotra ny sida ? hehehehe tandremo fa ny taona mandroso an! sao de efa tokony ho dadabe vao taitra eo!
31. fijo
(
15/08/2006 19:51)
ka samy olona izahay ko,nahoana no hafa ny azy????ary raha miteraka aho dia antsoiko hoe jesoa koa ve,de mbola virja ihany aho????
33. Fiffi
(
16/08/2006 16:15)
fijo: ountsss bdb nge ny olona Jesoa na Jésus ny anarany eh! nga akia zany de midika hoe virja daholo zareo ?
35. fijo
(
16/08/2006 21:01)
tsy arany indray iny le.
wata,ka tsy za no andriamanitra fa lery ihany naie e,sady zanaka no dada;mifangoditra be lery e
wata,ka tsy za no andriamanitra fa lery ihany naie e,sady zanaka no dada;mifangoditra be lery e