VAKANSY sy SERASERA

21. tsoupou ( 04/08/2006 14:28)
fasaly:

fa aiza no misy an'i tsoupou???:wink:
Rapitso nge za vo mandé e, any ambositra za du 05/08 au 11/08, mampikony 12/08 au 16/08, majunga 18/08 au 23/08 dé andovoranto du 25/08 au 07/09, tsy hitanareo zany andovoranto zany fa sûr a, nefa ny plage ao tena milay be :D


22. pissoa ( 04/08/2006 14:29)
Hihihi - iny fa vao nantsoiko dia niverina haingana kle :roll::-D:-D:-D
23. robby ( 04/08/2006 14:30)
draisssss ary tena mahavoa be toi an! mahita tany mahitsy no tena mitety tanàna....
mampikony efa hitako fa ny ankoatra izay tsy hitako:wink:
24. tsoupou ( 04/08/2006 14:34)
Pissoa:
Hihihi - iny fa vao nantsoiko dia niverina haingana kle
tsy mahavita ny tsy manketo akia a, rapitso vo tena tsy possible ngamba
Robby:
draisssss ary tena mahavoa be toi an! mahita tany mahitsy no tena mitety tanàna....
mampikony efa hitako fa ny ankoatra izay tsy hitako
Tsy oe mahita fa sady miasa no maka rivotra e :D
25. Fiffi ( 04/08/2006 14:41)
pissoa: :-D:-D:-D
26. vale ( 04/08/2006 21:20)
:-D:-D
27. pissoa ( 09/08/2006 12:31)
:-D
28. mimich ( 10/08/2006 10:55)
tsoupou:

fasaly:

fa aiza no misy an'i tsoupou???:wink:
Rapitso nge za vo mandé e, any ambositra za du 05/08 au 11/08, mampikony 12/08 au 16/08, majunga 18/08 au 23/08 dé andovoranto du 25/08 au 07/09, tsy hitanareo zany andovoranto zany fa sûr a, nefa ny plage ao tena milay be :D





hhhhhhhhhummmmmmmmmmmmm, fakan-drivotra marina zany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081