PARAKY sy ny rora-paraky mila fiheverana!

1. lemenakely ( 02/08/2006 12:04)
Mbà zavatra iray isan'ny mampanontany tena ahy koa ity resaka paraky ity misy tokoa moa ny mandray azy ity na lahy na vavy na antitra na tanora indrindra any ambanivohitra .Fa na eny an-drenivohitra aza dia misy mandray azy ity, arora etsy arora eroa...Zava-nisy indray mandeha ilay rangahy ao anaty taxi -brousse avy eny AMBOHIMANGA no nisy mpitondra bisikileta nandalo teny @ faritr'ANDRAVOAHANGY iny .Tsy nijery ilay rangahy teny @ akanjon'ilay mpitondra bisikileta ny rora-paraky .Saika ady totondry raha tsy tonga haingana ny mpitandro ny filaminana.

Eny e ekena fa samy manana ny tiany ao ny toaka ao ny sigara ao ny rongony ao ny paraky sns..fa tongony mbà hajaina ihany angamba ny mpiray monina sy ny fahalam-pomba e!:oops::oops:
novalian'i prime ny 24/08/2006 12:44
2. fasaly ( 02/08/2006 12:53)
tsssssss:x zà efa voaroran'ireny tam mbola mpianatra nanao tablier manga vao tsara pasoka madio ny lundi iny
tena rombotra be mitsy no niverina nody am tsy antony......misy tsirony ve ireny kalou sa otran'ny rongony ihany....:roll:
3. Herimiafina ( 02/08/2006 12:59)
Indray mandeha izay ary leitsy, raha njivahiny tao antrano ireto olona hifanaraka amin'ny varotra hatao izay.

Nony lasa avy eo dia nojerena tao ambanin'ity tapis Mohair tsara be tao amin'ny salon fa roraparaky fotsiny! :-D
4. vale ( 02/08/2006 13:15)
:-D:-D:°)

Fasaly> :lol: za akia efa nanandrana an'ireny t@ mbola kely, nahita paraky izay teo @ bozaka filalaovanay dia nihinana, dia avy eo naloiloy be sady fanina:lol:,dia masika koa lay izy njekaky oooooo :? :-D:-D:-D:-D:-D

Lemenakely: za koa efa tratra ny mpitondra posiposy ireny, nandrora lay rangah dia nanerika be tany amiko tany aoriana, fa tsy hitako zay itenenana azy, satria mino aho fa hievitra zavatra hafa eo izy hoe mitsikera ny parakiny na,,, ny nahatongavana tao an-trano no ela:-D:-D:wink:
5. lemenakely ( 02/08/2006 13:25)
Tena havoretràna lay izy e! izay no tena marina ...Tao AMBOHIMANARINA fony izaho mbola nipetraka tany mbà misy mpivarotra anana mbà tokony ho tsara ihany rakalakely fa eeee !!!...fa dia ny paraky no namoehatra..tsss!!!
6. MTN ( 02/08/2006 13:30)
ha ha ha, fa i Fasaly angaha fa nanandrana rongony?;-)
7. vahatra22 ( 02/08/2006 13:53)
marina daholo ny voalazanareo ! le izy mihinam-paraky tsy maninona fa le fifanajana sy fahalalam-pomba no ilaina! tokony mijery tsara vo mandrora!:):D:lol:
8. fasaly ( 02/08/2006 15:20)
MTN: :roll::-D:-D:-D non tsy mbola nanandrana rongony zà fa mahalala bandy kely palelo zay nisangisnagy ratsy nizàtra an'ity fahazarandratsy mhinana rongony ity de miezaka ny hiala hono izy de paraky feno molotra ambony ambany no habniny amzay tsy tenter am rongony, izay no antony:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 02/08/2006 15:42)
vale: io ary le resaka paraky harora rehefa lany moh ny tsirony ? :wink: :-D:-D:-D le hoe hatao ambany lela :-D:-D
10. booboo ( 02/08/2006 15:47)
Zaho vao haingana no nahafantatra fa ny rora-paraky reny anti-bibikely ohatra ny acariens. Matetika atao ambany tsihy na atsipy eny @ rindrina ilay izy.

Hihihihihi, tsy haiko na inona no vokany raha atsipy eny @ olombelona tahaka io ohatra io hihihihihihihi

11. fasaly ( 02/08/2006 15:50)
boobbo: mety anti moustik angamba fa zà teny am lamosiko no natsipiny lay izy:?:-D:-D:-D:-D
12. booboo ( 02/08/2006 15:53)
:-D:-D:-D
13. vale ( 02/08/2006 15:54)
Fiffi:

vale: io ary le resaka paraky harora rehefa lany moh ny tsirony ? :wink: :-D:-D:-D le hoe hatao ambany lela :-D:-D
:lol:ié, angaha aky misy tsirony ireny ? masika dia maloiloy dia mahafanina, nosotroina re ny rano, nitsingidingidina fa e,e,eh! :-D:-D:-D:-D, mba te hanao ny fanaon'ny olona hono zany hay nahita loza :?, an'olona latsaka lay izy! :lol:


14. vale ( 02/08/2006 15:57)
fasaly:

boobbo: mety anti moustik angamba fa zà teny am lamosiko no natsipiny lay izy:?:-D:-D:-D:-D
fasaly, booboo::-D:-D:-D:-D:-D=))=))


15. fasaly ( 02/08/2006 15:58)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dkou tsy aleo ve handramana:-D:-D:-D
16. vale ( 02/08/2006 16:36)
:lol:fasaly: mampitsingidingidina wa fa njy ve ahoana eh:-D:-D:-D:-D:wink:
17. Fiffi ( 02/08/2006 17:32)
vale: tsy aiko akia raha misy tsirony fa zavatra henoko io an!
18. vale ( 02/08/2006 22:28)
Fiffi: fantako aky a!:wink:, fa masika wa reny!:lol::-D:-D:-D:-D:-*
19. vale ( 02/08/2006 22:40)
:-D:-D:-D:-D booboo> ny rora-paraky natao ny olona tao ambany tapis an'i HM izany mety hamono ny parasites @ le tapis:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
20. Fiffi ( 03/08/2006 03:29)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4489