Voretra ve ny gasy sa ahoana?

41. Herimiafina ( 21/08/2006 01:53)
Raha jerena tsara retsy dia mitombona ny observation-ndry. Saingy somary mitongilana raha ohatra ka entintsika amin'ny resaka fanabeazana fotsiny, satria mety misy antony hafa mifampidipiditra tao ary ny ara-tantara no tena tsara trandrahana raha handinika ny momba izany.

Satria na ho tonga lafatra aza ny systeme educatif, ny fanabeazana ny ankisy any antsekoly, na eo anivon'ny fiaraha-monina, raha misy antony hafa mahery kokoa mamela ireo karazana defaut ireo hitoetra dia zava-poana ihany izany.

Amin'ny fomba fijery systémika dia mety tafiditra ao avokoa ny anthropologie-n'ny fanabeazana fomba malagasy hatramin'izay.

Nisy fikarohana izay nametraka mihintsy ny hypothese iray hoe ny olana tsy ny toe-javatra misy toy ny fanabeazana sns, fa le mariage culturel na ny fisian'ny trends anakiroa mifanohitra eo amin'ny systeme sociale hany ka miteraka ilay antsoin'dry zareo manampahaizana sociologue hoe VIDE COUTUMIER, izay mitarika fikorontanan'ny fiara-monina ankehitriny.

Anisan'ny structure iray napetraky ny fanjanahantany izao ny modernisation basée sur le modele de developpement de ROSTOW izay milaza fa manaraka lalana iray tokana monja ny fandrosoana izay nadika hoe CIVILISATION (modernisation) ka ny tany tandrefana no fitaratra farany amin'izy io.

Nampanarahana ny systeme tandrefana avokoa izany ny systeme nisy tao antanana, tsy nisy etape intermediaire, na inona na inona fa tonga dai civilization imposée no natao ary ny tanjona dia mba hahafaty sy hahalefy ny forme de tradition rehetra, teo no teraka ny vide coutumier ankehitriny hita amin'ny lafiny ara-tsosialy rehetra (fananantany, cohesion sociale, tribalisme, sns....).

tsy ny fanabeazana nentindrazana na ny fanabeazana nampidirina izany no ratsy fa ny fanakambanana azy ireo izay niteraka absence de performance sociale ny politika rehetra entina hampandrosoana ny tany....
42. prime ( 22/08/2006 13:54)
pissoa> kamo aloha eo ihany, mety ho marina izany fa misy tokantrano mihitsy raha mba misy vola kely dia tsy ny savony no voalohany fa tena sakafo mihitsy, mahita izany mihitsy aho... mba ataon'ireo ihany ny hisasa isan'andro fa tsy afaka mora foana ny fofona rehefa hariva ny andro, ny ao an-trano tsy misy carreau ka hoe lalovana rano dia mety hadio fa tany mena sy vovoka... efa niditra trano bongo ve aloha ianao e? Ny tantsaha malagasy no tiako ambara... Mba midio isanandro ihany ireny fa tsy afaka ny loto satria any an-tsaha dia ny tany no fiainana... Ny fako avangongo mihitsy mba ho zezika...
43. Herimiafina ( 23/08/2006 00:02)
hafa indray iny kah, tsy voatery hampiasa savony akory raha hamafa tokotany na hanala diky eo ambadiky ny trano.

Ny any ambanivohitra anie tsy voretra e, izay no fiainany, iny mavomavo sy menamenan'ny tany oiny.

fa ny fahavoretrana mametraka olana eto dai ny fako etsy sy eroa antokontany sy andalambe, sns izay tsy ilana savony akory na ilana rano sanatriavina!
44. soanja ( 23/08/2006 03:31)
HM> Ekena dia ekena. Ny ambanivohitra tsy voretra fa izay no any. Ny ambanivohitra mahamanina raha ilaozana.
Iny fofona tain'omby iny, iny indrindra no itiavako azy.
45. mi ( 23/08/2006 08:21)
Raha ny eto dago no jerena dia ny ville notena voretra:evil::evil:;
Maro ny antony fa ny malaza de ny ville no ihodonan'ny vola be indrindra : ao ny mitady ary ao ny mandany. De fako no iafarany e:!::!:
46. prime ( 24/08/2006 09:49)
:°)
47. rasoul ( 28/08/2006 17:20)
hoy fens:

Voretra ve ny gasy

mety ho marina ihany io nefa tsy omena tsiny isika satria ny ankabeazany mitsongy vao homana ka tsy manam-potoana hanadio intsony,
Misy njay nefa ireo zay manana ny ampy izay miandry ny hafa hanadio fotsiny
48. Achia ( 28/08/2006 18:39)
ka zay nge no lazaiko hoe voretra ny gasy e esory nge reny solafa reny de aleo samy hanao ny azy e de ho hita eo :-D:-D
49. cutie ( 28/08/2006 21:12)
Achia:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 29/08/2006 02:29)
Avereno Andrianampoinimerina sy ny asa vadidrano dai milamina io.
Ny olana mantsy raha tsy misy matanjaka iray hatahorana tsy misy sahy mandray andraikitra eo! :-D
51. prime ( 30/08/2006 11:41)
Achia> ahoana koa ary zany revinareo zany?...:-D:-D:-D
HM> Fitaizàna mihitsy no tena ilaina e... averina ny "éducation civique" any @ programme scolaire (garabola ka hatreny @ anjerimanontolo)...
Ny sasany aza any am-piangonana, dia hita izao ny zanany mihinana bômbô sy biskoiy dia ariana eo ny fonony tsy taitra akory... efa mivandravandra ny diakona vao mody taitra mitondra an'ilay zaza mivoaka, tsy azony akory hoe ilay fandotoana no ijerena azy...
52. mi ( 30/08/2006 13:35)
marina zany ry prime a, tokony hiverina hianatra fahalala-pomba ny gasy miainga any @ EPP ka hatrany @université
53. fens ( 03/09/2006 18:37)
Herimiafina:

Avereno Andrianampoinimerina sy ny asa vadidrano dai milamina io.


Retour à la case depart ve?
54. prime ( 05/09/2006 12:15)
Fa eo foana koa ilay saina hoe "chose publique... et chose privée" an... rehefa an'ny tena dia sarotiny mafy fa raha an'ny rehetra dia he izany izy hoe an'ny rehetra, tsy izaho irery no tompon'andraikitra... aleo ny hafa no manao raha mbola azo atao...:lol:
55. vale ( 09/09/2006 14:22)
prime:

Achia> ahoana koa ary zany revinareo zany?...:-D:-D:-D
HM> Fitaizàna mihitsy no tena ilaina e... averina ny "éducation civique" any @ programme scolaire (garabola ka hatreny @ anjerimanontolo)...
Ny sasany aza any am-piangonana, dia hita izao ny zanany mihinana bômbô sy biskoiy dia ariana eo ny fonony tsy taitra akory... efa mivandravandra ny diakona vao mody taitra mitondra an'ilay zaza mivoaka, tsy azony akory hoe ilay fandotoana no ijerena azy...
:-D:-D:-D:-D


56. fens ( 19/09/2006 04:06)
prime:

Fa eo foana koa ilay saina hoe "chose publique... et chose privée" an... rehefa an'ny tena dia sarotiny mafy fa raha an'ny rehetra dia he izany izy hoe an'ny rehetra, tsy izaho irery no tompon'andraikitra... aleo ny hafa no manao raha mbola azo atao...:lol:



de mbola miampy ilay foto pisaianana we zahay anga handova an'io
57. prime ( 20/09/2006 09:36)
fens> ffiiiooooooooooo... nefa ny zanany sy ny taranany ihany no handova an'io... tena gravy an...:wink:
58. fens ( 25/09/2006 18:26)
prim tena kozy nge io lazaiko io e
59. prime ( 29/09/2006 09:10)
eny ho'ah... kôpy zà, efa fandreko koa io...nefa ny zanany sy ny taranany mihitsy no handova an'io... izay mihitsy no politika ao ambadik'ilay hoe "développement durable"...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1767