miady akanina ny pazzapa klé!

21. Fiffi ( 04/08/2006 04:57)
fa zany ve no hatao hoe miady ankanina ?
22. nanourand ( 04/08/2006 11:16)
Fiffi> miady akanina akia zany an!
ny miady akanina izany dia rehefa hanina masaka no asiana pb (qq soit le pb) dia miady ankanina zay

@ malagasy tenanan'i dadanay anay foana hoe :
"ny Hani-masaka tsy misy tompony"

fa tsy haiko klou raha mbola manta le pain au cochon là a!

>> lazadaddy io pain au cochon lahy io :°)
23. Fiffi ( 04/08/2006 11:41)
:)nanourand: misaotra akia an! :)
24. xxx ( 04/08/2006 19:30)
tena tsy maharaka le pazzapa :roll::roll:
voa mafy njay zany fa tsy mbo mahita film nefa kay gratos:D
25. Fiffi ( 05/08/2006 05:10)
:-D
26. prime ( 07/08/2006 09:03)
loft gasy hono ireny e!!! :?
27. mamzelkely ( 07/08/2006 10:54)
:-D:-D de attendez mbola misy pire, ts le sipa lazaina fa nihinana an le pain choco akory kay no nihinana an le izy tsssssssss franchement...:-D:-D
28. prime ( 08/08/2006 12:17)
:lol:
29. xxx ( 08/08/2006 12:42)
Tsy azo itsony le resaka fa samy manana ny filazany ianareo mahita

- zah tsy minana kisou fa iza no ninana le pin-ô-sôkôlako teto
- lanin' vitsika
- zah ninana lé iz
- lany dôly ve le efatra???


de attendez mbola misy pire, ts le sipa lazaina fa nihinana an le pain choco akory kay no nihinana an le izy tsssssssss franchement...


:{:{:{
30. prime ( 08/08/2006 13:15)
8-)8-)8-)
31. bogosi ( 29/08/2006 11:37)
fens:

tsy ampy kaly ve e? nde mody!



ka tsi ampi fa aza latsaina e! efa aty de mandatsa an! nefa ainareo ihany ny any
32. Fiffi ( 29/08/2006 21:00)
tena marina zany ry bogosi an! :)
33. Papoose ( 20/09/2006 16:58)
fantatro ny hira nataon'i nanourand t@ pazzapa!le oe gadra aho tena gadra ahoooooooo!!!:-*
34. tsingy ( 21/09/2006 15:07)

mamenatsa e,in ary ty ôôôô:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0418